Veloma Tôty , misaotra koa.

1. Optik ( 08/11/2007 19:25)
Maro ireo namana no efa nanoratra eto @ forum nampatsiahy an'i Zokibe Tôty nodimandry.
De mbola ampiako ihany ireny rehetra ireny na dia efa miverimberina imbetsaka aza satria feno sitraka zava-bitany.
Azo lazaina fa isan'ny lehibe indrindra raha i Tôty eo @ sehatry ny mozika Malagasy manontolo.
Ary tsy anavahana bahan-kira izany satria hainy loatra ny nifehy sy nampitambatra ireo karaza-mozika nisy teo ambany ratsan-tanany
Mankasitraka Tôty.
Mankatelina
Manaja
Mandria am-piadanana.
Optik.
novalian'i mabloo ny 09/11/2007 13:31
2. simplex ( 08/11/2007 19:56)

mandria ampiadanana
3. boubounezy ( 08/11/2007 20:20)
za alou d ialako tsiny fa tsy mahay any Tôty fa mampalaelo ny faorina izy nodimandry zany! mandry ampiadanana tompoko.:(
4. ravatorano ( 09/11/2007 05:16)
optik
5. Optik ( 09/11/2007 06:08)
Hommage à Tôty
http://celhar.musicblog.fr/530133/Quelques-mots/
6. naritsimba ( 09/11/2007 06:22)
lasa i Bouboul, lasa ihany ko i Tôty, samy andrarezin'ny fitendrena gitara ireo olona ireo.
mirary fiononana ho an'ny fianakaviany.
Andriamanitra anie homba antsika mandrakariva.
7. mabloo ( 09/11/2007 13:31)
mankasitraka Tôty!
Mamy sy telina ny navelanao ! tsy ho adino mandrakizay zany !!
Mandria am-piadanana zoky Tôty !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507