Fitafy mirobaroba...

1. DESCARTES ( 08/11/2007 13:02)
Ny fomba fitafin'ny tovovavy @zao no tiako ho voizina kely eto.Iza amitsika moa ry zalahy no tsy hierika,misioka kely na somary mitelin-drora rehefa mifanena na mahita azy ireny manao:jupe 30cm,akanjo mampiseho fôtra,short miantona kely,jean mifinjifinjy sns...lé mampiseho sokatry be reny é!Ny sasany aza hita
tsotr'izao fa tena miantsy ady,efa mila hiseho hatr@ entany mihitsy.Misy koa aza efa raneny nefa tsy manaiky
ho antitra,mbola mirobaroba fiakanjo fôna.Toa tsy hifanomezan-tsiny ihany aloha ilay izy satria ny rivotry ny fanatotoloana no nitondra ireny fomba fitafy ireny.Ny andro koa moa zao mafana rahateo ka ny manary lamba no tsy mety.Ny hany azo atao angamba ry zalahy dia ny mahatanty ny mena miraviravy a!Mila m's'adapte @reny ny fijerintsika kôfa.Ahoana ny hevitr'elisany ny momba io resak'io?:roll::roll::roll:
novalian'i xxx ny 09/11/2007 15:44
2. lemenakely ( 08/11/2007 13:12)
angaha hita izany angamba no atao hoe mondalisation koah !! na ny fanatontoloana
3. Kwasi ( 08/11/2007 13:33)
Io moa lesy raha amiko dia ny maso natao hijery, ka rehefa mateza jerena ilay olona dia ok foana io amiko, fa raha tsy mateza kosa lasa fihomehezana indray.

Fa izaho indray nefa aloha raha ny anabaviko na zanako vavy na havako akaiky no manao ireny dia tsy ankasitrahako loatra ary teneniko marindrano e. Fa raha olona tsinontsinoko, tsy raharahako... ny maso aza hisakafo:-D:-D:-D:-D:-D
4. lemenakely ( 08/11/2007 13:55)


tsy ho izao ve no iafaran'ny akanjo:°):°)
5. xxx ( 08/11/2007 14:23)
dia ahoanareo inona anefa izay akanjo anaovan'ny vehivavy any e! ny vadiny aza mahazàka .ho antitra efa miketrona tsy afaka manoatra mampiseo lohamika intsony ve vao hanao mini ...wééé! vivie les mini ry zavavy ah!:-D
rehefa manednrika azy sy tsy ahanovana fihetsika tsy mendrika fotsiny izy dia manja....sady hatao inona koa no hamidy eny antsena raha tsy ho vidina dia hanaovana????
6. keyoann ( 08/11/2007 22:37)
ka amin izao fotoana izao anie ry reto de mihakely aby no lasa lamaody e! dommage:roll:
7. koffman ( 09/11/2007 13:05)
ny ahy ndray aloha reefa manendrika azy le sipa de tsy mampaninn an'ah,
fa rah sipa be kibo be no hanao je m'en fou na taille basse, tsy lasa; mapi-te hanome fitaratra! Na sipa ratsy bika na bota be ve hanao mini-jupe, tsy laaasa e!
Zay ny ahy e, reefa manendrika azy de tsy maninona, misy manko sipa reefa hoe lamaody io de hatao fôna na manendrika azy na tsia; de mampanontany tena hoe de faly ve ny vady na sipan'ireny mahita ny haratsiany?
8. xxx ( 09/11/2007 15:44)
koffman: hummmm! izay anie ho aho e! tena hita mihitsy enao fa lehilahy moderne....
io mila manendrika fa raha vao io voalazanao io dia aleo marina aloha mijeru fitaratra dia miritreritra vao mivoaka ny trano
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858