Fananan'ny mpivady
1. xxx
(
01/11/2007 10:14)
Mba mila hevitra aminareo aho, indrindra avy @ ireo izay mahay momba ny @ fananan'ny mpivady.
Nivady 4 taona izao izahay, noho ny fitadiavana dia lasa nila ravinahitra aty am-pita aho fa izy kosa mbola mijanona any dago, mikararaka ny fanananay. Nanao trano izahay, nividy tany, fiara sns. Ireo rehetra ireo anefa dia misoratra @ anarany avokoa, satria izy no any ka afaka mivezivezy @ fikarakarana ny @ taratasy rehetra.
Fanontaniana:
1)Raha sanatria moa ka hoe misaraka izahay, dia lasany daholo ve ireo rehetra ireo?
2)Raha sanatria ka maty aho, dia tsy afaka handova ve ny rahalahiko?
3) Raha sanatria ka maty izy, tsy manana zo @ ireo fanananay ireo intsony ve aho?
Ny lalana malagasy manko dia milaza izao @ resaka fandovana: 1-zanaka, 2-ray aman-dreny, 3-ny iray tampo, ... dia toa any @ laharana faha-9 no misy ny vady raha tsy diso aho.
Marihiko fa mbola tsy misy ankizy izao ary t@ fisoratam-panambadiana dia misasaka izahay @ fananana.
Misaotra anareo izay mamaly.

novalian'i achrafhanna ny 25/11/2007 09:59
2. mbaliana
(
01/11/2007 20:37)
tsy tokony hisasaka ve raha ohatra ka azo tao anatin'ireo fotoana ireo ny fananana,,, tsy mahay aho fa izay aloha no fahalalako azy e
3. xxx
(
01/11/2007 20:52)
enajana be ihany io fizara-panana io any dago fa dia mila maka avocat mahay e! fa angaha tsy manana havana mety haka io renseignement io any dago????
bonne chance...
bonne chance...
4. sarobidy
(
02/11/2007 12:59)
kaiii loza ko zany!!! fa tsara iany aloha ny ahalalanao an'zay tokony hatao mba itsinjovana izay mety hitranga ny ampitso, mila malina fôna, courage d bonne chance ko
5. ikaretsaka
(
02/11/2007 17:07)
amboary soratana amin'ny anaranareo 2 aby aloha ireo
fa lehilahy tsy mahatampoka
fa lehilahy tsy mahatampoka
6. ds
(
02/11/2007 23:24)
Ny "kitay telo an-dàlana" no fototry ny lalàna raha ohatra ka tsy nisy fifanaraham-panambadiana tany aloha. Izany hoe samy nanana ny fananany ny tsirairay talohan'ny fanambadiana ary misy fananana iombonana kosa mandritra ny fotoana nivadiana. Ny fananana manokana dia miverina any amin'ny tompony. Ny sisa kosa, dia zaraina mitovy (taloha ny 2/3 ho an'ny lahy ;-) ).
Ny fananana tsy mety afindra toerana (immeuble) toy ny tany sy ny trano ary ny fanaka, dia heverin'ny lalàna avy hatrany ho toy ny fananana iombonana raha tsy hoe misy afaka manaporofo fa fanana manokana (lova, fanomezana, sns).
Ireo ambony ireo no ampiharina rehefa misy faharavanan'ny fanambadiana (divorce, fahafatesana...).
Noho ireo, na dia misoratra amin'ny anaran'ny iray aza ny fananana kanefa novidiana tamina fanana iombonana (karama sns), dia tsy maintsy fanana iombonana.
Raha sanatria misy fahafatesana, dia tsy maintsy avahana tsara koa ireo karazam-pananana roa ireo rahatoa ka tsy nanao didim-pananana ilay maty.

8. mbaliana
(
04/11/2007 21:26)
mbola hatramin'izao ve io 2/3 io sa mba efa niova? maty antoka ny vhv raha izany koa hihihhihhi :-D:-D:-D:-D
9. ikaretsaka
(
05/11/2007 00:34)
vazivazy 1 andalana fa nampatsiaro ahy tantara 1 izay io.
hoe hisaraka hisaraka, dia
- nalain-drangahy ny bocal sy ny rano dia an-dramatoa ny trondro (satria telo an-dalana ko rano bocal trondro)
dia nitohy teo ihany
-nalain-Drangahy ny kidoro sy ny bodofotsy dia an-dramatoa ny drap!
-Nalain-drangahy ny sotro sy ny fourchette diaan-dramatoa ny antsy
efa nanomboka nizizo ramatoa dia nalaina koa ny komplet an-drangahy dia lasany ny lobaka
dia farany samy nitanjaka mihitsy fa tsy nety vita ity fizarana
Dia nosintomin'i ramatoa ny filahian-drangahy dia navelany ilay humhum anakiroa ... (hainareo e).. dia nosintomin-drangahy ny n.n. ndramatoa dia nalain-dramatoa ilay kilavalavan drangahy dia ho'zy hoe"efa ity sisa ny fananako fa aleo asitrika ary @ (hainareo) amin'izay"
Fa tsy niady intsony izy mivady!

11. xxx
(
05/11/2007 13:14)
Misaotra betsaka anareo.
Ilay izy aloha dia aleo tsorina fa tsy manana olana akory izahay na kely aza fa ny saiko fotsiny no lasalasa nahatonga ahy nieritreritra an\'io.
Ny fananana resahiko eto moa dia izay nohariana tanatin\'ny fanambadiana ihany.
mbaliana: Ilay 2/3 na 1/2 dia any am-pisoratana dia efa lazaina ka.

12. bozyboleta
(
09/11/2007 07:33)
Efa 1/2 (ZARA MIRA) zao fa efa foana tanteraka ny kitay telo an-dalana (2/3)kah!
Ho an'ny fananana iombonana io, fa raha samy manana ny azy de samy mitondra ny azy (ZARA MANTA) refa mipatitaka.
Raha tsy manao fifanekena manokana mandritra ny fanambadiana ny mpivady (contrat de mariage), de avy hatrany de io zara mira io no ampiharina manomboka @ fisoratany.
Azon'ny mpivady atao koa ny misafidy ny zara manta avy hatrany ka ny fananana rehetra na de nohariana tao anaty tokantrano aza de efa samy manan-tompo daholo, ohatra raha trano misoratra @ lahy irery de an'ny lahy izany. Raha misoratra @ izy mivady moa defa misasaka izany refa misaraka.

13. arialy
(
16/11/2007 13:16)
aza mieritreritra fisarahana zany kosa e 8O
laingako zany fa ny hamisavisana ny ratsy hiavin'ny soa.
aza mataotra fa mizara roa io raha tsy oe efa amidiny daolo de iny izy no tsy mipoitra, efa nahita an'zay manko za.
lay madama nianatra 2 taona tany EU de nefa 1 taona aorina de namidinle rangahy daolo ny fananana
ny loza tsy nisy sary sy taratasy natao témoin tany am madama de niala maina izy.
mirary soa e

14. achrafhanna
(
25/11/2007 09:59)
Ny ahy ny fananako ,aleoko omena ny mahantra toy izay ihadivana na ampiakarina hatrany @ tribunal.:roll::roll::roll::roll: