Tongava amin'ny Antananarivo mi-blaogy 4.1
1. hery
(
26/10/2007 07:01)
Araka ny resaka izay nampitaina tamin'ny antananarivo miblaogy 4.0 dia hisy fihaonana dinik'asa ho an'ireo izay liana te hiara-hiasa aminy ny mpi-blaogy malagasy.
Ny fotoana dia ny asabotsy 27 oktobra (radem) amin'ny 10 ora tsy diso (satria hofaranana amin'ny 12)
Ny toerana dia ao ambonin'ny PWC ery Ankadivato. Mitsofoka miakatra avy eo amin'ny Boulangerie Zokibe raha avy aty Bel'air. Ao amin'ny 2e etage.
Ny tena hatao ao dia hifampidinika amin'ny zavatra hatao mba handraisana anjara amin'ny fampahafantarana ny resaka Internet eny amin'ireo sekoly izay efa misy izany. Famporisihana ny mpianatra mba hampiasa araka nyt okony ho izy ireo fitaovana izay eo am-pelatanany momba ny informatika.
Tongava maro e.

novalian'i Rasiligaoma ny 04/11/2007 04:11
2. Darlin
(
26/10/2007 08:01)
hery> za alou dia miala-tsiny fa efa hainao ihany. TSy afaka tonga aho na dia liana ihany aza hoe inn no resahiana ao.
Betsaka ny adidy sy andraikitra maindry fa dia @ heriandro mihaona e! :-*
Betsaka ny adidy sy andraikitra maindry fa dia @ heriandro mihaona e! :-*
4. sasa
(
26/10/2007 10:29)
za tena tsy afaka rampitso fa efa misy zavatra prévu amin'ny manaraka indray, fa d manantena an'i nix hampianatra an'ahy za :-D:-D:-D
5. Tsikisariaka
(
26/10/2007 10:36)
Manamafy ny fanentanana sy ny antso ho tonga maro amin'ny Sabotsy etsy Ankadivato e !
6. ari.malala
(
26/10/2007 11:43)
miala tsiny be dia be fa tsy ho afaka hoavy, fa dia manantena tatitra @ fambolen-kazo na dia tys izay loatra aza no tena aleha any:P
8. Samoana
(
26/10/2007 14:10)
DotMG:
Hery ngah mbola eto an-tanindrazana amin'io?
:-D:-D ( hatsikana sy lalao:-D ). Any Ankadivato izy fa tsy any an-tanindrazana kah:-D
Hery/ Tena hitako iny toerana iny saingy ialàna tsiny fa tsy afaka koa ny tenako e :D
9. fijo
(
26/10/2007 20:16)
hery an,tsy fety dia tsy misy hafaka ny akama e.:-D:-D:-D,izany ry sasa an
11. DotMG
(
29/10/2007 06:05)
Tena efa nivonona ny hiseho any fa sendra ny sampona tsy leon'ny fotoam-bita e! Amin'ny Antananarivo miblaogy 5.0 miezaka ny tsy ho azon-tsampona intsony. Miala tsiny any @ Tattum sy ny ekipa.
13. Rasiligaoma
(
04/11/2007 04:11)
tena tsy afaka letsy aho ry zareo fa miala tsiny a.
o, kay moa ilay izy efa zavatra vita
o, kay moa ilay izy efa zavatra vita