Tadiavo Jesô
1. majesty
(
26/10/2007 06:41)
sao mba misy manana ny tonon'io hira io,"Moa ny entanao ve,mila tsy ho zakanao...."
Misaotra sahady:D
Misaotra sahady:D
novalian'i cutie ny 31/10/2007 20:58
2. ari.malala
(
26/10/2007 07:47)
Moa ny entanao ve mila tsy ho zakanao
Fa mandia irery lalan-tsarotra ianao
Mahatsiaro ho very sy mahantra ve ianao
Jeso no antsoy, izy hanampy anao
F'izay vavakao tena avy ao am-po reny avokoa
Ka valiany ianao isanandro izao asiany soa
Raha sendra manjo, tadidio izao atao
Tadiavo Jeso, Izy mitady anao
Ny fiainanao ve mampivadik'atidoha
Ny hoavinao ve tsy azo antenaina koa
Efa mila hamoy fo sady kivy ve ianao
Jeso no antsoy izao ankehitriny izao
F'izay vavakao tena avy ao am-po reny avokoa
Ka valiany ianao isanandro izao asiany soa
Raha sendra manjo, tadidio izao atao
Tadiavo Jeso, Izy mitady anao
Mihirà finaritra o!

3. bellla
(
26/10/2007 07:48)
Moa ny entanao ve mila tsy hozakanao
fa mandeha irery lalan-tsarotra ianao
mahatsiaro very sy mahantra ve ianao
tadiavo Jeso, f'Izy mitady anao
f'izay zavatra tena avy ao am-po reny avokoa
ka valio izao isan'andro izao f'hasiny soa
raha senndra manjo mila ho kivy koa ianao
Jeso no antsoy zao ankehitriny zao.
Io ve ky zany hira tadiavinjy zany?
Mbola ho karohiko ny tohiny raha toa ka io. hihihihi!

6. pkm
(
26/10/2007 14:17)
Miarahaba
Ohatran'ny hira vahiny no nakana io hira io fa mba tiako ho fantatra raha hainareo.
Ohatran'ny hira vahiny no nakana io hira io fa mba tiako ho fantatra raha hainareo.
8. ari.malala
(
29/10/2007 11:12)
Reacho out to Jesus d kely ftsn no tadidiko amle izy fa efa ela b d adino!
Is your burden heavy and you bear it all alone
Does the road you travel (de tsy tadidiko tsony:()
Reach out to Jesus, He's reaching out to you
Is your burden heavy and you bear it all alone
Does the road you travel (de tsy tadidiko tsony:()
Reach out to Jesus, He's reaching out to you
9. lembelo
(
30/10/2007 02:15)
Teny anglisy tokoa izy io ary Elvis no nampalaza azy.
Fa tsara be koa ny nanaovan'i Bessa azy tamin'ny teny malagasy ka toa adino aza ny loharanony.
Is your burden heavy as you bear it all alone?
Does the road you travel, harbor dangers yet unknown?
Are you growin' weary in the struggle of it all?
Jesus will help you with all his name you call
He's always there hearing every prayer, faithful and true
Walking by our side, in his love we hide all the day through
When you get discouraged just remember what to do
Reach out to Jesus, he's reaching out to you
Is the life you're living filled with sorrow and dispair?
Does the future press you with its worry and its scare?
Are you tired and jealous, have you almost your way?
Jesus will help you, just talk to him today
(Ralph Carmichael)

10. majesty
(
30/10/2007 04:18)
Misaotra anareo namana rehetra fa afa-po tanteraka.Sady zay tonga dia version anankiroa mintsy.
Cutie:ka ilay manao an'ilay feon-kira anie no tsy hay e,dia tsy hita izay handaharana azy sa ampin'toi za :D
:-*:-*:-*:D:D:D
Cutie:ka ilay manao an'ilay feon-kira anie no tsy hay e,dia tsy hita izay handaharana azy sa ampin'toi za :D
:-*:-*:-*:D:D:D
11. cutie
(
31/10/2007 20:58)
Cutie:ka ilay manao an'ilay feon-kira anie no tsy hay e,dia tsy hita izay handaharana azy sa ampin'toi za
ndao fa ampiako e :)