Le plus vieux métier du monde !...
1. lemenakely
(
25/10/2007 15:24)
Mbà manontany tena aho hoe aiza re no mety toerana tsy ahitàna andry zareo ireo e ?
novalian'i koffman ny 05/11/2007 07:48
3. lemenakely
(
25/10/2007 16:10)
raha eto PARIS aloha dia ao @ rue St Denis 1er arrondiss , dia ao @ 92 BOIS DE BOULOGNE ,94 ery @ BOIS de VINCENNES ...
raha ao @ tanàna indray iny TSARALALANA rehetra iny feno !!!...asa ny any @ province hi hi hi :°)
raha ao @ tanàna indray iny TSARALALANA rehetra iny feno !!!...asa ny any @ province hi hi hi :°)
4. xxx
(
25/10/2007 16:47)
Mbola vao ny professionel irney fa ny amatera toa misy azy daholo ny tànana e. :-D
Ny tsy azy izao dia any Canada any ao Edmonton hono, voarara ny fanaovana io asa io na an-dàlambe na antrano.
Ny tsy azy izao dia any Canada any ao Edmonton hono, voarara ny fanaovana io asa io na an-dàlambe na antrano.
6. Stretch
(
26/10/2007 15:29)
any Soisy lesy ry lemena tsy de hitako loatra ny misy azy , asa ry zalà mipetraka any ra mahita .
any ampengonana ko lesy ôtrany tsisy a !
any ampengonana ko lesy ôtrany tsisy a !
7. bonazy
(
01/11/2007 13:08)
Ny fivarotan-tena ry zalahy dia asa hoatrin'ny asa rehetra,ka tsy hitako loatra izay hanankianan-tsika lehilahy azy,ary koa tsy ny vehivavy ihany no mivarotra fa misy koa ny lehilahy ...,matoa nisy ny mpivarotra dia efa hatr'izay nisiany koa no nisy ny mpividy,koa raha ny toerana tsy ahitana azy no tadiavina dia" tsy misy "satria ny fivarotan-tena io dia misy lafiny maro no isehoany,fa ireny hita etsy sy eroa mivandravandra ireny ,dia endrim-pivarotana mivantana ireny ary ny ankabeazan'ireny dia efa manao ny asa tena ho fotom-pivelomany ,hoatr'antsika miasa na manao asa fivelomana rehetra amin'ny sehatra misy ny tsirairay,amiko raha manao ny asany tsy manelingelina ny hafa izy ireny, tsy dia hitako ny tokony hanamelohana ny asany,
8. DESCARTES
(
02/11/2007 13:56)
:DIo r zalah dia asa tsy mety fongana mihitsy a,matoa r zareo reo mbola maniry oh ny anana dia mandé tsara zany ny société é!Io efa voasoratra ao anaty baiboly fa ny hany azo atao dia mila mivavaka tsara ny kôfa rehetra mba tsy ho isan'ny actionnaire an'io société izay matanjaka be io.Io izany dia asa nandalo vanim-potoana mihitsy t@ fiainan'ny zanakolombelona é fa ny indro kely @léizy tsisy CNAPS!:D
9. Kwasi
(
02/11/2007 17:18)
lemenakely:
Mbà manontany tena aho hoe aiza re no mety toerana tsy ahitàna andry zareo ireo e ?
Any an-tranon-dry zareo rehefa lasa miasa izy:wink:
10. koffman
(
05/11/2007 07:48)
Stretch:
any ampengonana ko lesy ôtrany tsisy a !
mande mivavaka l'ty reny mpivaro-tena ireny a, fa izy fotsiny ngamba tsy miasa reefa any.
Tsy haiko angaha hoe manao bizna moramora @le mpivavaka eo akaikiny de vô mirava de lasa?