Fahavendranana malagasy 2 !!!!

1. tsaramaso ( 22/10/2007 12:09)
"Ny hevitry ny maro mahataka-davitra"

- i Einstein dia olo-maro !!!!
- i Andrianampoinimerina dia olo-maro !!!
- i Darwin dia olo-maro !!!!
- sy ny olo-maro maro hafa koa !!!!

tsleeeee !!!!! Vo mainka mampa-dondrim-p**** ny hevitry ny maro e !!! Jereo tsara ny formule QI an'ny fitambaran'ny olona maro :

QI(1..n) = min(QI(i))/n

hahahahahahahha !!!!!!!!!
novalian'i tsmvaklo ny 17/03/2008 14:33
2. Jeankely ( 22/10/2007 13:07)
Fa inona no tena ao antsainao Ra-tsaramaso ity? Ny firenena sy ny Malagasy tokony ho hainao ny manavaka azy. Ny Malagasy tsirairay dia misy ny olona tafita ary lasa alavitra mitovy @ fiainanan'ny vazaha. Misy maro an'isa taraiky. Ny mahatonga izany dia misy avy aminy manokana izay sahirana ka tsy tafavoaka na ny tenany mihintsy no tsy mahay miezaka. Ny firenena Malagasy kosa dia manana ny lanjany fa ny mpitondra sy ny vahoaka tsy mitovy tanjona kendrena noho izany samy mandeha any @ lalana alehany noho izany resy ny firenena mihoatra ny firenena hafa. Koa iza no tifirinao ireo lasa sy tafita sa ny sahirana na valala tsy mandady harona?
3. tsaramaso ( 22/10/2007 15:25)
Koa iza no tifirinao ireo lasa sy tafita sa ny sahirana na valala tsy mandady harona?

Fa i Jeankely zany tsy mikozy raha tsy hitifitra ???!!!
Havendranana koa ve zany ??!!!!! hahahahahah !!!!!!!

Jeankely:
Fa inona no tena ao antsainao Ra-tsaramaso ity?
Tsy takatr'i Jeankely zany e !!!!!!! hahahahaa
4. pissoa ( 22/10/2007 17:49)
Tsy haiko na ny gasy no tena vendrana na ilay nanokatra size ... na izaho ...

Ny fahafantarako azy mantsy, ny hoe "Ny hevitry ny maro mahataka-davitra" dia tsy midika mihitsy hoe "Ny hevitry ny maro ihany no mahataka-davitra" na izay eritreretin'i Tsaramaso rehetra any fa midika fotsiny hoe "Ny hevitry ny maro mahataka-davitra".

:-D:-D:-D
5. ikaretsaka ( 22/10/2007 19:03)
pissoa> arakaraky ny fanipazan-dry tsaramaso io haha\takarany lavitra io..
raha atsipy @ tanana izy mety akaikikaiky ihany.. raha alefa @ flesy izy mety ho lavitra ihany!:-D
tsy haiko raha efa nisy tsaramaso nandeha fusee na nalefa orbit na lasa tany @ masoandro sy ny kintana amam-bolana
6. simplex ( 22/10/2007 19:12)

ny hevitr'i tsaramaso kou mahatakatra voanjobory be kle :°):-P;-):b:b:b
7. ikaretsaka ( 22/10/2007 20:19)
mba tsy tsiasisa aza ko:roll:
8. lanto ( 23/10/2007 07:40)
Marani-tsaina kosa i tsaramaso an!:-D toi kosa aloha tsy gasy e! tsy possible!
9. tsaramaso ( 23/10/2007 08:38)
hahahaahaahaha !!!!!!!!
10. Cybergasy ( 16/02/2008 15:53)
Ny tsaramaso dia voan-javamaniry voasokajy ao anaty l...., ny hodiny dia sakafo ankafizin'ny Vazaha menasofina, ny voany kosa dia azo atao fangaron-daoka, ny fakany sy ny tahony kosa tsy fihinana fa ny biby fiompy no mihinana azy.
Ny tsaramaso koa dia azo amokarana gaz
Ny tsaramaso taty aoriana dia misaina suite numérique....
Beans beans ! Musical fruit
The more you eat, the more you toot
The more you ...
11. tsmvaklo ( 17/03/2008 14:33)
tsaramaso:

hahahaahaahaha !!!!!!!!


Ty mba misy hira nataona bandy malagasy elactronique ty RA VeNDREANA D ARATSIO MAFY RA TSY VeNDRANA ANKALAZAO FARANZE HAINAO
http://www.acidplanet.com/artist.asp?songs=657810&T=7583
TAXI BE ny titre clike le play
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065