Tontolon'ny Artista
1. Tsikisariaka
(
22/10/2007 08:12)
Misy afaka mampifandray ahy amin'i NJAKATIANA ve ? Misaotra indrindra mialoha an !:D
2. zambolida
(
22/10/2007 08:35)
(Tsikisariaka/NJAKATIANA):-D:-D:-D=))
3. diffordi
(
22/10/2007 11:12)
Njakariaka:-@:b:-@=))=)):@
4. Tsikisariaka
(
25/10/2007 13:05)
Fa tsy azoko koa ity adin'i Difbolida sy Zamfordi ka ! mananihany ve sa ahoana e ! mba ataovy sérieux !!!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0429