TSARA MASO (FA TSY TSARAMASO)
1. xxx
(
17/10/2007 14:54)
Indray andro nisy zazalahy roa niara-nilalao. Fotoanan'ny fampielezan-kevitra moa tamin'izay, ka nandalo ny hélicoptère-n'ny Filo ankehitriny. Nihazakazaka nijery an'iny izy roalahy, ary hoy ilay iray tamin'ilay namany:
- Un hélicoptère moa sa une hélicoptère?
Somary nandinika kely iray, sady nijery ambony ihany, izay vao namaly hoe:
- UN hélicoptère.
Dia hoy ilay namany:
- Mba tsara maso kosa ialahy izany an!
novalian'i tsim67 ny 23/10/2007 14:50