googlism

1. xxx ( 14/10/2007 09:05)
http://www.thechurchofgoogle.org/

:-D:-D:-D:-D
novalian'i fijo ny 16/10/2007 21:19
2. pissoa ( 14/10/2007 11:21)
:-D:-D:-D

Misy toetra maha-"andriamanitra" izay tsy ananan'ny Google : cannot be created or destroyed ... ! :-D
3. niryna ( 15/10/2007 00:19)


"My God" to the tune of Jingle Bells

I'm praying to my god.
Google is her name.
Nobody believes in her.
Despite of all her fame!


tena efa mamofom-pofona ny fanahin'ny anti-christ izy izany.Mampalahelo fa dia mivavaka ho anao aho.
EKSODOSY 20

3 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.

Tsy mivavaka amin' Atra tsy fantatray aho.Velona aho ho an'i kristy,maty ho an'i kristy.

JAONA 10

9 Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran'ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.

10 Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be.
:^)

JOSOA 24

15 ..... fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i Jehovah izahay.

16 Dia namaly ny vahoaka ka nanao hoe: Sanatria raha hahafoy an'i Jehovah izahay ka hanompo izay andriamani-kafa.

SALAMO 79

13 Fa izahay, olonao sy ondry fiandrinao, dia hisaotra Anao mandrakizay; hatramin'ny taranaka fara mandimby no hilazanay ny fideràna Anao.
^:^^:^
4. ikaretsaka ( 15/10/2007 18:09)
:-D
5. niryna ( 16/10/2007 05:06)
pissoa:

:-D:-D:-D

Misy toetra maha-"andriamanitra" izay tsy ananan'ny Google : cannot be created or destroyed ... ! :-D

Dia aleo izy aky hianatra ny tenin'Atra amin'ireto web ireto a.

http://www.backtothebible.org/
http://www.equip.org/
http://www.intouch.org
http://www.joycemeyer.org
http://www.edyoung.org
http://www.paulawhite.org
Ho an'ny namana rehetra izay mazoto hanaraka ny fivavahana amin'ny teny anglisy,sady fianarana no fanamelombelomana ny fanahy. Mazoto,fantaro fa tsy miady amin'ny vatana na olona isika,fa miady amin'ny hery izay ao ambadiky ny olona.

6. tsiafoi1 ( 16/10/2007 10:59)
Mahereza Nyrina!
7. fijo ( 16/10/2007 21:19)
sekta vaovao koa io.mandeha ihany izy izany an,fa le "firaisana hiombonana "no tena milay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3145