jamban'ny fitiavana

1. xxx ( 13/10/2007 17:32)
Inona ny lafy tsara sy lafy ratsy ny jamban'ny fitiavana?
novalian'i Mam ny 16/10/2007 09:21
2. pissoa ( 13/10/2007 18:48)
ahoana aloha izany jamban'ny fitiavana e ? :oops:
3. soanja ( 13/10/2007 21:22)
xxx:

Inona ny lafy tsara sy lafy ratsy ny jamban'ny fitiavana?


Jamba izany tsy mba tsara mihitsy.

Azo atao anefa ny manontany hoe inona avy no lafitsara sy ratsy ny Fitiavana. Dia mahazo valiny be dia be.


4. Bita ( 15/10/2007 00:03)
Eritrereto hoe jamba ianao. Inona zavatra hitan'ny jamba? tsy misy zavatra hitany fa tsapany fotsiny na taritina izy vao tonga any @ toerana iray na manao tsianjery ny toeran-javatra iray na manana tehina hitsapatsapany ny zavatra eo alohany saingy ireny janmba ireny matetika tsy mieritreritra zavatra lavitra be na ny zavatra tsy hitan'ny masony fa ny zavatra henony fotsiny dia ampy. Ary ny lafiratsiny kosa dia inona moa izany no mba hitany fa miandry fotsiny izay atolotra azy... Anjaran'ny sasany kosa ny ambiny ...
5. koffman ( 15/10/2007 13:01)
ce n'est pas par la vue on qu'on peut ou pas aimer, mais qu'on aime on perd la vue, dia izay le hoe lasa jamban'ny fitiavana. ka reef enao no jamba de tsisy zvtra hitanao, izany hoe n'inon'inona ny ataon'le partenaire-nao de heverinao ho mety fôna na dia efa hita be izao fa tsy mety, ianao tsy mahita an'zany fa ny manodidina no manondro molotra anao; saria jamba enao izay le hoe jamban'ny fitiavana, izay no maharatsy azy. 8)8)
Fa tsara kosa nefa le jamban'ny fitiavana @ lafin'ny ray satria côté positif fôna zany no itondranao an'le fiainana fa tsy mieritreritra zvtra ratsy enao dia milamina ny fiainanao sy ny eritreritrao.:!:
6. Mam ( 15/10/2007 14:49)
tena ratsy ny jamban'ny fiti fa ny tena marina ko de rehefe ti enao de enao mintsy no mankafia an'ilay fahajambana.zany hoe zany mintsy ilay fitiavana.
7. Veloo ( 15/10/2007 17:09)
rehefa misokatra ny maso izay ny lafy ratsiny hihihih
8. xxx ( 15/10/2007 19:50)
misaotra anareo namaly.
9. Mam ( 16/10/2007 09:21)
tena ratsy tokoa raha ny hevitro izany hoe jamba izany nefa ny tena mampanotany tena dia otrany rehefa tia olona ianao dia ianao mihintsy no mankafia io fahajambanao io.izao manokana loa no lazaiko eto izany hoe tsy de hoe jamba loatra ao fa tena akipiko mihitdy ny masoko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3466