rano sy vary
1. ramack
(
12/10/2007 12:08)
hoan'izay mirevy mahaleo e!m'lay le clipin'i mahaleo :lol:rano sy vary iny ry zala an!sa ahoana?Bold text:lol:
novalian'i radjery ny 26/10/2007 12:47
5. eisy
(
24/10/2007 13:29)
le hira lesy milay a! de ilay sary koa milay fa le KJôfa sy jôba ao anatiny ouaika be hoe tsy tambanivohitra akory de nanimba ilay sary... na izany aza nefa tsara daholo ny sary aseho tena rano sy vary tokoa an... gasy anie zany e
