Ny hevitry ny teny hoe saranga

1. saranga ( 11/10/2007 09:35)
Ny heviny dia maro, amin'ny hindoue dia hoe ilay mpanjakan'ny zanatsipika
2. xxx ( 11/10/2007 13:33)
lefona no fantatry ny malagasy ary ny zanatsipika dia ny flesy, aza mivadika ati-doha @ izany raha ny marina ry anona an! Ny Mpanjaka t@ andron'ny fahagola efa voasoratra any @ boky nany raikitra rehetra e!
3. menalamba ( 11/10/2007 20:25)
Ah ha haaa nanevika mihintsy aho ry xxx ....:-D:-D:-D:-D
4. simplex ( 11/10/2007 20:43)

tsy misy hifandraisany @ resaka harena sy ara-bola ve izy io? fa matetika resaka fiaraha-monina no mampitranga azy.

Sergio zao tsy nitovy saranga t@ Marimar...
... nony afaka kelikely nivadika ny rasa :P:@
5. naughtyboy ( 13/10/2007 18:42)
mitovy hevitra @ simplex
:)
6. niainalynx ( 15/10/2007 10:13)
Ny fototeny dia sanga ! Raha ny heviny dia ny toerana nisy ny tsirairay teo amin'ny fiaraha-monina malagasy na ambony saranga na ambany saranga !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2565