Tsy ampy ve

1. hery974 ( 08/10/2007 07:53)
Miarahaba e!
Mba te hanana ny tonon'ilay hiran'ny FEOMIRAY "Tsy ampy ve" raha mba misy manana!
Mankasitraka ny tarika FEOMIRAY ary mankahery azy hatrany amin'ny fitoriana Filazantsara an-kira.
Mirary soa dia mahereza e!
Misaotra tompoko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071