Ludger Andrianjaka

1. Fiffi ( 02/10/2007 19:23)
zah ry zareo mba mitady vidéo an'Ludger Andrianjaka sao de mba misy manana nareo ?
Misaotra mialoha.....:):-*:-*
novalian'i Fiffi ny 03/10/2007 14:28
2. lemenakely ( 02/10/2007 20:38)
eeeee! gisa mainty na k7 audio aza aho nitady tany dago fa tsy nahita mihintsy
3. Fiffi ( 02/10/2007 20:46)
:(:( lemenakely: fa ahoana akia ? nisy hira henoko zay tena tiako beeeeeee le izy....de mba nitady zah fa tsy nahita....:(
4. ikaretsaka ( 03/10/2007 00:37)
tena saro tadiavina be.. fa za mino fa le bande magnetique taloha be ao @ Radio madagascar taloha be ireny misy
nefa sarotra ny hahazo an'izany!
5. lemenakely ( 03/10/2007 07:25)
ikaretsaka:

tena saro tadiavina be.. fa za mino fa le bande magnetique taloha be ao @ Radio madagascar taloha be ireny misy
nefa sarotra ny hahazo an'izany!



arak'io tenin'i karetsaka io raha mahalàla olona miasa ao @ TVM na RNM dia mety ahita ianao sinon à part ça dia désolé!
6. Fiffi ( 03/10/2007 07:34)
Ika , lemenakely: misaotra anareo......de aleo mihonona fa toa tsy ho pissible mintss any !
7. Fiffi ( 03/10/2007 07:35)
(possible) :(
8. lembelo ( 03/10/2007 10:01)
Tato aho no nahita vitsivitsy ary nihaino tamim-piravoravoana.
Mba tsy afako loatra ilay duo miaraka amin'i Ossy hoe "hariva ny andro"
http://www.emap.fm/demand/Madagascar/20040331.ram
Raha mazoto hianareo andao isika hamorona dinika manokana hoe "Naostaljia" fa betsaka angamba ny resaka azo ifampizarana.
9. booboo ( 03/10/2007 10:08)
ouh ! misaotra Lembelo fa tsara aby lay hira ao @ lay radio...

10. Fiffi ( 03/10/2007 14:28)
:snif: tsy misokatra fa "page introuvable" no hitako aty....:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0817