lasopy
1. boubounezy
(
02/10/2007 16:10)
avoay dôly alou ny r7 lasopy ry zareo zé manana fa efa angatsika b ndray zao ny andro a!:{:{:{:miam::miam::miam:
ny tonga d ato antsaiko alou zao d ny lasopy tongotromby @ légumes sy paty.:miam:
ny tonga d ato antsaiko alou zao d ny lasopy tongotromby @ légumes sy paty.:miam:
novalian'i boubounezy ny 08/11/2007 20:47
2. diamondra27
(
02/10/2007 16:44)
"l'union fait la force l'oignon fait la soupe":-D:-D
lasopy tongolo mixéé-na akia ampiarahina @ fromazy rape sy crouton pain
lasopy tongolo mixéé-na akia ampiarahina @ fromazy rape sy crouton pain
4. booboo
(
02/10/2007 18:19)
nenà tsy maintsy asiana crème fraîche "kely" a, dia asiana fromage vache qui rit "kely" ndray avy teo zay lasopy hoaniko :°):°):°):°)
5. boubounezy
(
03/10/2007 06:39)
ary booboo zany tena mahay anazy mintsy an! maridriatra ery zao lé lasopy @zany.:miam:
6. tywa68
(
03/10/2007 06:54)
bbnzy : lasopy sinoa asiana kotomila dia favy e
booboo : aoka fotsiny hoa ilay fromage kely fanampiny, fa asiana hena ihany k ! :-D:-D
booboo : aoka fotsiny hoa ilay fromage kely fanampiny, fa asiana hena ihany k ! :-D:-D
7. ftma
(
03/10/2007 09:47)
lasopy rambon'omby koa tsara be asiana karoty ovy poireau, courgette, celeri, haricotvert, tsaramaso lena ary voatavo hummmmm
booboo lasa tsy heno ny tsirony raha asiana crème fraîche sy fromage izany sady tsy mety @ le regima :wink:
booboo lasa tsy heno ny tsirony raha asiana crème fraîche sy fromage izany sady tsy mety @ le regima :wink:
8. booboo
(
03/10/2007 10:05)
ftma > atao "kely" fotsiny ange sady mandritra ny ririnina ihany :°):°):°)
tywa68 > ié ! tsy midina mihitsy raha tsisy hena :-D:-D
tywa68 > ié ! tsy midina mihitsy raha tsisy hena :-D:-D
9. boubounezy
(
03/10/2007 10:15)
ary mety misy lasopy sakamalao v? @zay mantsy mafana tsara kou ngamba:-D:-D:-D
10. ftma
(
03/10/2007 10:42)
booboo ilay "kely" njy 2 sotrobe :)
boubounezy: trondro sy sakamalao ka azo atao lasopy tsara, mixe-na rehefa masaka ny trondro zay vao averina ao anaty ro hummmm
boubounezy: trondro sy sakamalao ka azo atao lasopy tsara, mixe-na rehefa masaka ny trondro zay vao averina ao anaty ro hummmm
11. Rafotsy
(
03/10/2007 10:50)
boubounezy:
ary mety misy lasopy sakamalao v? @zay mantsy mafana tsara kou ngamba:-D:-D:-D
Zah manao ro n'akoho misy sakamalao dia asiko vermicelle na vary iray gobelet na pate sinoa ! Rehefa arosoko ,dia asiko atody manta iray afangaro ary ilay akoho dia esoriko kalou ny taolany aloha ny androsona azy ! Asio coriandre fraiche sy ciboule !
PS : ny akoho ampiasaiko dia coquelet na poule fa elaela kalou ny fahandro azy e !
12. fahamarinana
(
03/10/2007 10:55)
Rafotsy:

:arrow:Rafotsy ,ilay zaobaviko zay mpanao an'io dia tena tiako koa,ohatran'ny ireny tsok any tamatave ireny,tsara be sady matsiro koa.(l)
13. diamondra27
(
04/10/2007 12:11)
aiza ndray ary HM @ le resaka re7 sakamalaho 'ty fa tena plat prefere-ny i, raha vao misy sakafo misy sakamalaho de efa etsy izy :miam::miam::@:@
14. boubounezy
(
04/10/2007 16:51)
ftma, sô d boullabèsse ny lazainjy sa soupe poisson?
tsara dôly alou reo é! fa lé tena sakamalao fotsiny ohatra d ampiarahina @ anamalao sy sauce vôtaby sy tongolo (ohatra zany a!) tsy aiko alou fa za mbola tsy nananjana.:miam::miam:
tsara dôly alou reo é! fa lé tena sakamalao fotsiny ohatra d ampiarahina @ anamalao sy sauce vôtaby sy tongolo (ohatra zany a!) tsy aiko alou fa za mbola tsy nananjana.:miam::miam:
15. boubounezy
(
04/10/2007 16:57)
rafotsy ie lé akou rony @ sakamalao tena tsara b, fa ny anah njay teteako otsany mitetika akou retsa iany anjaoiko ampagotsaina miaraka @ grain de poivre kely miaraka @ sakamalao oignon tomate tonga d miaraka b dôly d efa mivoka tsara ny couleur ny lé rony, d esoriko mbola tsy masaka tsara ny akou dé endasiko ataoko frite d lé rony no asiko lé coriandre refa masaka. samy manana ny fanjaony azy kia fa mersi t@ lé r7 d mba anjamako lé anjy fa tô tsara b kou ny faitako azay :miam::miam: miam2 dôly zany tsi retsa an!:lol:
16. boubounezy
(
04/10/2007 16:59)
fahamarinana ny r7 ny zôbavinjy io kou tena mbola tsy nataoko mersi é!:D=D:miam:
17. boubounezy
(
04/10/2007 17:01)
diams eny wa kia tanjemo njy fa bedesiko eo an! touss pas a mon AS'M:-D:wink:
18. niryna
(
04/11/2007 06:40)
Raha voan'ny sery mahery dia lasopy akoho miaraka amin'ny tongolo gasy sy tongolo be be dia be no arotsaka ao anatin'ilay lasopy fa tena manampy,miampy ny sakamalaho.
Raha tsy te-hinana lasopy ny ankizinareo dia andramo ity fa nandaitra tamin'ny ahy.
Na omby na akoho mety daholo hanaovana lasopy fa ny fangarony dia tsotra kely :ovy,karoty,celery,voatavo,lentils,haricot vert,tongolo gasy sy tongolo be sy izay tianao hanampy ireo.Ataovy mifanentana ny rano sy ilay fangarony .Rehefa vita dia totoina ho potika tsara na atao amin'ny robot raha misy .Izy mafana iny asiana fromage kely ary dia hafangaro indray.Andramo fa lany daholo ny eo amin'ny vilia.Afaka hohanina miaraka amin'ny mofo na vary ilay izy.
Die izay laoka ampiarahinao azy fa maiva tsy maninona.Sady mahasalama no mihinana legumes ny zaza.

19. boubounezy
(
08/11/2007 20:47)
ka ra za v kia niryna ny minana anio tsy maika itombo ny taviko?? sady mbola tiko asina crème fraîche ndray izy @ io. fa tena tsara b alou io lasopy lazainjy io fa vazy2 ray ndalana é!:-P:miam: