Fiomanana

1. salmo1 ( 01/10/2007 23:12)
Vao nahita an'ty aho de somary taitaitra kely: http://es.youtube.com/watch?v=U4W1H2JhA5g

Ny fanirianay dia hanatrika an'zany RNS Malgasy @ taona manaraka. Ary tsy maintsy ho hataonay izay hatongavana raha mbola sitrak'Ilay ao Ambony.

Ny manahirana:
- Tsy ampy ny bandy hilalao hiaraka aminay... ''mba homeo hevitra''
- Tsy fahazahoana ny tokony hatao amin'ny fandraisana anjara. oh: Fisoratana; rahoviana no manomboka sns... (Misy milaza fa 20 ihany no ekipa mahazo mandray anjara).
- Ny rns-cen.com amin'ny teny Français tsy azonay... Mbola tsy misokatra ny fanentanana ny taona manaraka.

Ny mpiantoka:
- Mbola ho jerena... maromaro ihany no azo antenaina hiantoka avy eto Barcelone. Tsy maintsy hifampitediavana aloha ny futbolista tsy ampy.

Ny anarana:
- Izahay ihany no namorona azy.

Raha vita tsara sy afaka mandray anjara ity Ekipany malgache avy aty Espagne ity dia ho tonga soa amin'ny voalohany fandraisana anjara RNS ny GASY in SPAIN.

novalian'i salmo1 ny 08/10/2007 18:21
2. Ralay ( 02/10/2007 02:44)
salmo1: Mbola tsy tara ianareo fa omano tsara aloha ny ekipanareo dia hivoaka @ io site cen io ihany ny mombamomban'ny RNS 2008 fa mbola manomana koa ry zareo @zao fotoana izao.
Dia tsy mba misy gasy hahay teny frantsay handikateny kosa ve any lesy :lol:.
3. salmo1 ( 03/10/2007 11:13)
Ralay: gracias less razoky t@ fanambarana :)

Bueno! Raha vaza 16lahy, 4bandy malgache hitako fa tsy mety angamba :roll: kanefa tsisy gasy mahintsy e! ^:^
4. Ralay ( 07/10/2007 14:19)
salmo1:Tsy misy fisaorana lesy fa mazotoa mitady gasy fa mbola ezaka ihany zany. Tsy mety kosa raha 16lahy ny vazaha fa misy nombre azo ekena ihany. =D
5. enric ( 07/10/2007 15:17)
http://enric.blaogy.org/

marcelino
salmo1
Aino

6. salmo1 ( 07/10/2007 15:24)
geltru: koa mbola izy e!

gasyjean: mbola tsy fantatra.

racoco: diso antsimo loatra, sady manana akohonana.
7. Ralay ( 07/10/2007 17:00)
Toa mazana be raha ireo @ video ireo ny ekipannareo ry salmo1 :lol:.
Afaka manampy anareo izay namana @ faritra atsimo andrefan'ny frantsa raha misy te hilalao.Tsy misy tanjona ho tratrarina fa ny fandraisana anjara no zava-dehibe dy ny fihaonana samy gasy.
8. salmo1 ( 07/10/2007 18:02)
Ralay:
Lay video, mba haingony lay blog ngamba iny e :°)

Tsy oe namana antsimo na andrefany frantsa ihany, fa rehefa namana malagasy fotsiny, de efa Ok (na avy aiza na avy aiza) tsy asina bleme.
Vao maika tsara ihany koa anefa raha misy namana avy eto atsimony Frantsa hanampy anay.
Tsy misy tanjona ho tratrarina fa ny fandraisana anjara no zava-dehibe dy ny fihaonana samy gasy.

:lol:
Ka zay maintsy le izy leisy e^:^

Raha fihaonana Malagasy le izy de aleo ho samy Malagasy, de izay no hanaovanay Pub satri aty aminay tsy d misy gasy. Azonay tsara ihany koa fa rehefa nandray anjara izahay tam RNS de efa OK... raha naresy de tsara tsy naresy dia amin'ny taona manaraka indray...





9. Samoana ( 07/10/2007 18:11)
Ny azon'i salmo1 sy ireo namana gasy vitsy an'isa atao koa dia izao: manoratra mivantana any @ mpikarakara RNS dia misoratra anarana hoe mba te handray anjara.Inoako fa misy ekipa tsy feno hatrany any ambadimbadika any .
mazotoa e:wink:
10. salmo1 ( 07/10/2007 20:46)
Samoana:
manoratra mivantana any @ mpikarakara RNS dia misoratra anarana hoe mba te handray anjara.

Zany efa natao daholo fa miandry an-lisany marron2 mainty volo hiaraka aminay e.

Ny GASY BARCELONA no tompon-dakany RNS amin'ity taona 2008 ity.

Inoako fa misy ekipa tsy feno hatrany any ambadimbadika any .

Ie, ny GASY BARCELONA mbola tsy feno.


11. salmo1 ( 08/10/2007 18:21)
Hampitsahivana amin'ny namana rehetra eto amin'ny serasera sy ny mpande RNS, fa efa ekipa tokoa ny GASY BARCELONA.
Fisoratana, fotôna ary ny toerana hanaovana ny RNS sisa no hendrasana.
Ralay:
Tsy misy tanjona ho tratrarina fa ny fandraisana anjara no zava-dehibe dy ny fihaonana samy gasy.

Hamafisina ny voalazand'Ralay!

Dia tongava soa ry Malagasy tsy akanavaka, de mba tohano ny ekipa vao2
GASY BARCELONA.:lol:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1853