épilation

1. arialy ( 01/10/2007 08:09)
miarahaba ny rehetra
marina ve fa ny épilation am ny appareil mety hanimba hoditra? nisy niteny anà an zay de mba manotany ze mahay e :)
novalian'i fantsika ny 21/11/2007 06:07
2. watafon ( 02/10/2007 16:57)
ts haiko alou fa za ts manao epilation e ! :-D:-D
3. sakaizakely ( 04/10/2007 13:36)
4. arialy ( 04/10/2007 15:03)
ka za koa ane manotany e :lol:
5. Veloo ( 04/10/2007 18:07)
raha voa zavatra chimique no apetaka eo @ tenan-tsika dia tadidio fa na ela na aingana dia misy voka-dratsy foana. Normalement isika gasy tsy dia volo izany ny vavy, ka raha matoa manomboka misy betsaka dia nihinana sakafo chimika betsaka izay surtout feno hormone. ny mande eny amin'ny bozaka laba be ambony ireny dia efa maha afaka ny volon-tongotra hihihih serieux e...ny elika ndray dia tsy itako izay azo hanaovana azy fa dia razena eo fona e...
6. arialy ( 10/10/2007 09:17)
veloo
aaah misaotra
7. rapala ( 11/10/2007 16:15)
arialy: miankina @ tsirairay avy io fa raha ny tena marina tokony tsy hisy blem mihintsy. Izaho efa an-taonany maro no ni-épil ary tena tsisy koi mihintsy sady elabe vao maniry ny volo.

watafon: mampimé indray an! fa marina misy lhl mampiasa épilation an, tsy sarim-bavy fa tena lhl tsotra izao:-D
8. fantsika ( 21/11/2007 06:07)
miarahaba,
raha ny fantako aloha dia tsy ny appareil na ny zavatra ahosotra no tena olana fa ireo volo miala mihitsy no mety hiteraka aretina hafa toy ny cancer any aoriana be any. tsy voatery ho voa anefa ny rehatra fa miankina amin'ny toe-batan'ny tsirairay io. ny foto-bolo manko misy ifandraisany amin'ny nerf any anaty. sady maharary koa aloha an! fa ny zavatra hitako koa dia lasa fotsy ny sasany rehefa maniry avy eo, izany hoe misy tsy mety ao ambany hoditra ary misy tsy ampy vokatry ny fanalana volo niaraka tamin'ny fakany. mba diniho anie fa raha volo be no esorina dia hita tsara ilay fakany manaraka azy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0878