Mila Bandy gasy

1. salmo1 ( 28/09/2007 20:00)
Manantena izahay Malgache avy aty Atsimony Europa, mba handray anjara amzany RNS Malgache. Raha misy am'ity Taona 2008 ity.

Koa dia mitady Bandy Gasy hanampy anay amin'izany fifanitsahana izany.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46fd5c8f30f52

novalian'i salmo1 ny 07/10/2007 13:18
2. cutie ( 28/09/2007 21:55)
salmo, mba soraty we Malagasy fa tsy Malgache :lol:
3. salmo1 ( 28/09/2007 22:14)
cutie: Eny e,izahay Malagasy zany:lol:

Fa soa ianay aza mba tsy nolazaiko oe: Manantena izahay Espagnol :-P8)

Angamba waiwaia vava-be indray ny eto @ dinika.
;-)

4. cutie ( 28/09/2007 22:43)
:-D:-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 29/09/2007 02:06)
fa misy firy nareo ry salmo
de mila bandy firy?
de iza ny antirenera?
De aiza no misoratra anarana
de @ firy sy isaky ny inona ary aiza no manao match
de de de ....?

De iza no infirmier na infirmière

de efa manana ballon ve nareo

de de de

de aiza no manao 3ème mi-temps
de efa manan pom pom girl ve
de inona ny tenue-nareo (kolera)

misaotra tompoko;-)
6. mandrindra ( 29/09/2007 06:43)
nahita an'ilay lohateny aho dia niditra. androany hariva mantsy sipekitakla hoe bandy gasy, telo lahy ry lerony no hanao azy
7. diamondra27 ( 29/09/2007 12:20)
mandrindra: hahaha:-D:-D
8. naughtyboy ( 29/09/2007 18:31)
salmo fa ela ty ve malagasy sa espanol..azavao
9. xxx ( 29/09/2007 19:09)
malagasy
10. salmo1 ( 29/09/2007 21:03)
naughtyboy: Raha hiteny aho eto oe: malagasy ny sasany. knefa raha hiteny indray aho oe: espanol, de hisy indray ny hivazavaza.

Noho izany: tsy de misy dikany lôtra amiko le oe: Espanol, Malgache, Afrikane na europeanne sns...

Fa i Moi dia izaho ihany = salmo1.
;-)
11. diamondra27 ( 30/09/2007 08:08)
spain zany ve tsy hoe: sipa ny dikany @ teny gasy e:oops::oops:
12. naughtyboy ( 30/09/2007 09:16)
fanotanina fotsiny iny salmo fa salmo v ho oulkafa fa tsy salmo ihany:wink:ela manko ndray2 miteny oe izahay espagnol
13. salmo1 ( 30/09/2007 09:57)
diamondra: ny dikanio amnay de Firenena :lol: ;-)

naughtyboy: mino aho fantatry ela tsara ihany oe:
- Gasy ve salmo1 sa espanol?
- Sa izy 2 mitambatra, sady gasy no mbola espanol.
Za less tsy ti hanazava anzany ah :lol: Le salmo tsisy 1 no olo-kafa http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=salmo
14. naughtyboy ( 30/09/2007 16:29)
:-D ka ela niteny zv tsy mazava tsara ka mapisangojy
gasy mitonotena ho espagnol ,tsy koi iny fa resaka nandalo tsy hain'ela ny nanazava azy:wink:
15. salmo1 ( 01/10/2007 18:37)
naughtyboy:
ka ela niteny zv tsy mazava tsara ka mapisangojy
gasy mitonotena ho espagnol

Jereo amzany fotsiny aza. Gasy mitonotena ho espagnol :-D

Raha izaho manana zo sy paps @ firenena Madagascar, de lazaiko oe: Yo soy malgache 100 por 100 (100%). Efa tsara kalouny ny miteny gasy, manana fomba gasy, mahazo teny gasy... Fa zao: lay fiainana mahintsy no tsy gasy. Fa tsara ny maha Malgache. :-D
;-)
16. Veloo ( 01/10/2007 18:40)
cutie [ Valio ] 28-09-2007 23:55:08
Lohateny : Re : Mila Bandy gasy
salmo, mba soraty we Malagasy fa tsy Malgache


ie wa retsy tena marina mihitsy izany.:-*:-*

nefa lery mbola manao diso foana izy mihitsy angamba aky no tena gaché a hihihihihih
17. salmo1 ( 07/10/2007 13:18)
diamondra27:
fa misy firy nareo ry salmo
de mila bandy firy?


Mbola mila bandy gasy bdb. satry mbola azo lazaina oe tsy ekipa na dia efa manana anarana manokana aza.
diamondra27:
de efa manan pom pom girl ve

mazava wazy
Ny mahazatra hatramin'izay rehefa isakiny hilalaovako baolina dia tsara tokoa raha misy vhv eny ampijerem-baolina, fa ny vhv hono no tena mahay mikikika no sady makaren-tsofina rehefa mijery baolina.

;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1344