hafatra

1. faxkely ( 28/09/2007 06:57)
Bonjour!
Mikasika ny hafatra miseho dia tsy azoko mintsy fa manin refa mijery ny hafatra ao @ le isa ery ambany ery iny de miverina any @le fidirana voalohany iny ndray fa tsy ilay hafatra no miseho.Asa raha azonareo ny tiko ho lazaina @ le isa eo ambany, oh: hafatra miseho 20/80 de oe ambany misy ilay isa 1-2-3-4-5 ka raha vao manindry ny 2 na 3 sns... de tsy hafatra no miseho eo .Sao de mba tokony ho jeren'i Hery kely izay zvtr zay azafady.
De misaotra @ fiaraha-miasa e!
novalian'i xxx ny 28/09/2007 09:17
2. hery ( 28/09/2007 07:17)
Hmmm

Ao amin'ny hafatra ao amin'ny site namana ve?

Miseho tsara kah. Ireo isa eo ambany ireo dia ny pejin'ny hafatra. Hafatra 20 isaky ny pejy ihany no miseho. Ka raha manindry ny - 2 - ianao, ohatra, dia miditra ao amin'ireo lisitry ny hafatra ao amin'ny pejy faharoa. Izany hoe ny hafatra faha 21 - 40. Vao nandramako teo dia nety.

Sa ahoana?
3. faxkely ( 28/09/2007 07:34)
Kou ny any tsy mety fa miverina ary @le fandraisana voalohany iny fôna,ef impiry nanandran
4. xxx ( 28/09/2007 08:41)
Rehefa avy mandefa hafatra no tsy mandeha ilay pagination io, sinon mandeha ihany koa. Ilay method ampiasaina rehefa mandefa hafatra angamba no mahatonga an'ilay izy. Raha vao avy mandefa hafatra mantsy dia lasa http://serasera.org/namana/index.php?debut=20 ilay rohy amin'ny Page 2 ohatra fa tsy http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana%2Fhafatra&debut=20 , dia lasa miverina ao amin'ny fandraisana fotsiny.
5. xxx ( 28/09/2007 09:17)
Action fa tsy method :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4874