lhl mande tsena
1. salmo1
(
25/09/2007 10:32)
Efa hanomboka indray ity ny mangatsiaka. Mila manova fitafiana vaovao sy paozy vaovao indray ny bandy. Fitafiana hanaovana amin'ny andro mangatsika ary mandrapatongany volana Avril 2008 no ho jerena sy ho vidina. Rehefa nande tany antsena anefa aho, hividy fripery na akanjo marika original. Tena masosotra, makrizy ry zalah fa tena tsisy revekou zay lamaody nivoaka.
Dia ahoana zany:?: Fa ny ahy somary classik ny fitafiana entiko. Misy hilaivako azy amin'ny tany rehetra haleako... Ary somary hafa kely izaho, satri, tsy tiako ny mivoaka raha tsy tsaratsara sy voakarakara tsara ny entiko. Na ny voloko aza hetezako isakiny tapa-bolana.
Sode manana hevitra kalouny lisany:?:

novalian'i Fiffi ny 26/09/2007 13:03
2. kallie
(
25/09/2007 11:12)
Rehefa nande tany antsena anefa aho, hividy fripery na akanjo marika original. Tena masosotra, makrizy ry zalah fa tena tsisy revekou zay lamaody nivoaka.
Dia ahoana zany Fa ny ahy somary classik ny fitafiana entiko.
Tsy nahazo alalana hiteny ny vhv fa hiteny ihany oe : aza mande mijery any am nouveauté zany fa any am classique mijery ko in ndray
3. simplex
(
25/09/2007 11:22)
salmo:sitrapon'A/tra ny hanaovan'la akanjo vaovao na dia tsy klassika aza. Satria hoy izy tao @ genesisy:
Sode manana hevitra kalouny lisany:?:
A/tra:manohana ny sitrapon'A/tra ela izany raha toa ka classika foana no anaovan'ialahy ^:^
misia ny akanjo tsy classika
Ny volo aza hetezana intsony mandrapahtongan'ny avril 2008, sady mampafana ny loha iny ra lava ;-)
Aoka ho tanteraka ny sitrapon'A/tra. Hobio i Kristy :!:
^:^^:^
4. Fiffi
(
25/09/2007 11:37)
simplex::roll: tsy ho lasa hippy ve raha miandry am avril 2008 vao tapahana ? :{:{:{
Ny volo aza hetezana intsony mandrapahtongan'ny avril 2008, sady mampafana ny loha iny ra lava ;-)
5. salmo1
(
25/09/2007 11:40)
simplex: lol, aza haniniana less ilay ao Ambony ah! mba hasivo fifanajana na de tsy revenareo aza. Izaho tsy sexte, fa ra simple tokony hiady seza any @ lanitra.
7. simplex
(
25/09/2007 12:17)
salmo,
zafady eee, tsy A/tra no hanianiako fa ela :°):-P8)
Tsy hitako ze olana ra classe no style an'la. Hitan'la zao George Bush classe foana ary mahita hanaovana foana na mangatsiaka aza ny andro. Pataloha classe vidiana, d ilay misy doublure ireny an ;-) mividiana costara sy ilay ambonin'ny costume iny. Tsy tadidiko ny anarany fa otran'ny costara ihany izy fa lava mitohy hatrany @ tongotra... Mividiana gants. Asio chauffage ao anaty daba, d efa mande jolie io ;-) il faut pas compliquer la vie e :°)^:^^:^
8. kallie
(
25/09/2007 13:00)
tony hono misy akanjo misy chauffage e,
d misy ko soutien ho an'i madama
ce soutien-gorge, soutenu par des bretelles en fourrure, est doté de coussinets amovibles qui peuvent être chauffés au four micro-ondes. Il est proposé avec des culottes assorties.
"Le Warm Biz apporte un peu de fun et de chic à votre tenue pour le bureau, et il aide à prévenir le réchauffement de la planète"

9. kallie
(
25/09/2007 13:09)
Fa sinon, ato misy collection autumn hivers ka ts aiko na classik aôna na aôna ny tinao
http://www.3suisses.fr/FrontOfficePortail/catalogue_fra/homme.html
http://www.3suisses.fr/FrontOfficePortail/catalogue_fra/homme.html
10. salmo1
(
25/09/2007 15:27)
de ôtran'ireo ve ny soutien kallie rehefa mangatsiaka ny andro:?:8O zany ve tsy gladiny be8)
Ary maninn moa ra mba nalefany kallie tatsy @ resam-behivavy ity dokambarotra soutien-gorge ity, fa hatao inn ato @ resa-dehilahy:?:8)
Ary maninn moa ra mba nalefany kallie tatsy @ resam-behivavy ity dokambarotra soutien-gorge ity, fa hatao inn ato @ resa-dehilahy:?:8)
11. Rasiligaoma
(
25/09/2007 16:20)
ao amin'ny levitikosy koa lety ry salmo misy hoe manaova be volombava dia ao @ korintianina voalohany ao koa manao kakaso foana ny volo dia aza miaraka @ sipa bory volo a
14. Rasiligaoma
(
25/09/2007 16:32)
azo atao koa izay: aseho ny maha gasy dia manao malabary dia mitafy bodofotsy!
sady classique no ialahy lasa mpivavaka gaona a!
manao ohatran'ny paozina fifohazana fa ny an'ialahy mba atao en couleur fotsiny!
sady classique no ialahy lasa mpivavaka gaona a!
manao ohatran'ny paozina fifohazana fa ny an'ialahy mba atao en couleur fotsiny!
15. salmo1
(
25/09/2007 20:59)
Rasiligaoma:
azo atao koa izay: aseho ny maha gasy dia manao malabary dia mitafy bodofotsy!
sady classique no ialahy lasa mpivavaka gaona a!
Inn zany malabary:?::roll:
Rehefa mangatsika leisy ny alina de matory de miaraka @ bodofotsy ah.
De inn no hidirany zany @ classik sy Fivavahana:?:
16. kallie
(
26/09/2007 06:40)
salmo1> silgôma zany malabar zany, :-D:-D:-D:-D
Ka lé soutif nge oe atao cadeau an'ny madama e
itanao v lé rohy nameko iry ambony ry? sa ts mbola classik tsara?
Ka lé soutif nge oe atao cadeau an'ny madama e
itanao v lé rohy nameko iry ambony ry? sa ts mbola classik tsara?
17. salmo1
(
26/09/2007 09:51)
kallie: ôtrizao zany klassik amiko...
+ an-le ato http://www.mistersport.com/products_images/z1997.jpg
de miaraka @ http://tienda.thebigkahuna.es/images/Billabong%20Cinturon%20Studs%20Gold.jpg
Izao no hatao oe: klassik amiko manokana 8)
+ an-le ato http://www.mistersport.com/products_images/z1997.jpg
de miaraka @ http://tienda.thebigkahuna.es/images/Billabong%20Cinturon%20Studs%20Gold.jpg
Izao no hatao oe: klassik amiko manokana 8)
18. kallie
(
26/09/2007 10:49)
akanjo bdb reo ko oe ts mahita anaovana enao? jereo fa misy an'ireo amidy bdb ato am net