ps

1. kallie ( 24/09/2007 18:37)
sosokevitra ny anà, oe : sô d tokony tsy atao namana reo olona ts mameno ny ps aradalana fa mamorona ps mba anaratsiana na ananianina olona fotsiny? sa zà ve no mora tezitra sy ts malala-tsaina? fa tô lasa misy fotoana mitady itovy am tranonkala hafa (misy miady sy mifamaly sy mifanaratsy)
novalian'i xxx ny 08/10/2007 13:28
2. Fiffi ( 24/09/2007 18:52)
kallie: tara njay ndry zany.....

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4655b1993d501
3. Fiffi ( 24/09/2007 18:55)
Mpandefa : hery [ Valio ] 24-05-2007 17:39:05
Lohateny : Fiovana vitsivitsy hisy eto @ takelaka
Hisy fiovana tsikelikely ny takelaka namana.serasera.org ato ho ato koa mety hisy olana madinidinika.
Ireto ny fanovana efa voavinavina sy efa manomboka tsikelikely ao amin'ny kinova faha 5.

- Ny mpikambana serasera rehetra dia tsy voatery ho hanana boatin-kafatra avokoa. Misy misoratra anarana amin'ny serasera kanefa tsy te hameno ny mombamomba azy sy hijery sary sns. Ohatra ireo izay avy ao amin'ny radiovazogasy.com na infogasy.net. Rehefa miditra eto amin'ny Namana izy ireny vao misokatra ny boatiny.

- Tsy afaka hiditra sy hampiasa ny site namana.serasera.org raha tsy mameno ny mombamomba azy. Afaka mampiasa ny site serasera hafa ihany anefa.

- Ho azon'ny namana fafaina ny mombamomba eto amin'ny namana. Mijanona ho mpikambana serasera (manana solonanarana sy tenimiafina) izay azony ampiasaina amin'ny site hafa izy avy eo. Ny hafatra, namana, sary kosa dia voafafa daholo.

- Endrika hiova kely. Amin'ny voalohany aloha dia hitovitovy amin'izay efa misy amin'izao fotoana izao fa hatsaraina miandalana. Ny fotoana no tena tsy misy... (ny mpandrebireby koa betsaka )

Raha misy sosokevitra na faniriana anananareo dia afaka manararaotra izao fotoana fanavaozana izao.

Misaotra betsaka
Tsiky dia ampy.
Hery
Misy misoratra anarana amin'ny serasera kanefa tsy te hameno ny mombamomba azy sy hijery sary sns. Ohatra ireo izay avy ao amin'ny radiovazogasy.com na infogasy.net.
4. Fiffi ( 24/09/2007 19:14)
:oops::oops: nisy fahadisoana....kay tsy zany no tian'i kallie lazaina ! :oops:
5. booboo ( 25/09/2007 04:56)
Ohatra ahoana zany " mananihany " mampa-mora tezitra zany ? :-w:-w

Ny mpanaratsy indray, na sakanana tsotra izao ny hafany na manorata any @ tompon'andraikitr'ilay dinika.
6. hery ( 25/09/2007 09:00)
Hazavao misimisy tokoa hoe ry kallie?
7. kallie ( 25/09/2007 10:58)
itanareo, oatra mazava lé http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46ee4dd5cafa2, misy olona mandrangitra sy migafy fotsiny nefa ts hay oe iza na iza satria zara ra vôfeno ny mombamomba az,
ny tiko tenenina oe, tokony ts raisina namana ze olona tsy tena "olona" sy reo ze olona mampiasa ps tsy mazava, oatra oe http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=tezitra
tsy aiko na mazava kokoa ny tiko tenenina
8. xxx ( 25/09/2007 12:00)
kallie:

itanareo, oatra mazava lé http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46ee4dd5cafa2, misy olona mandrangitra sy migafy fotsiny nefa ts hay oe iza na iza satria zara ra vôfeno ny mombamomba az,
ny tiko tenenina oe, tokony ts raisina namana ze olona tsy tena "olona" sy reo ze olona mampiasa ps tsy mazava, oatra oe http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=tezitra
tsy aiko na mazava kokoa ny tiko tenenina



Tsy azo atao izany satria tsy ho objectif mihintsy ilay filazàna fa i anona na i anona manakotaba fotsiny.

Efa nolazaiko hoe misy option ho aho : tsy valiana izay mandreraka dia vita ho azy , fa matoa mitohy ny resaka dia satria mamaly ilay fandrangitana koa ny hafa

9. kallie ( 25/09/2007 12:19)
:? 'zafady ar e
10. xxx ( 25/09/2007 12:33)
kallie:

:? 'zafady ar e



Fa maninona no manao azafady :?:
11. kallie ( 25/09/2007 12:52)
Ka za efa niteny oe
sosokevitra ny anà
ko
12. tsaramaso ( 25/09/2007 13:06)
kallie:
sa zà ve no mora tezitra sy ts malala-tsaina?

zay ndrindra sômantsara vôlazanao !!!!!!! klehhh !!!!!!
donky => sosokevitra : manao fahotana !!!!!!!!!
13. sarobidy ( 02/10/2007 06:55)
tsy azoko mits!!!!
14. xxx ( 08/10/2007 13:28)
tsaramaso:

kallie:
sa zà ve no mora tezitra sy ts malala-tsaina?

zay ndrindra sômantsara vôlazanao !!!!!!! klehhh !!!!!!
donky => sosokevitra : manao fahotana !!!!!!!!!


tsy fahotana satria be ny tia tena eto ary be ny be ranomaso, ary be ny tsy mijery hafatsy ny ao an-trano: toa an'i f ... efa fantatry ny maro mody hoe izao sy izao nefa hafa ny ao an-doha dia milaza zavatra hafa ! Fanatatrareo eh! hoe iza io fa mangina be fotsiny daholo! Mody hoe annimat .... nefa zavatra hafa! Avy eo admin nefa hafa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1972