hoy i boubounezy
4. boubounezy
(
24/09/2007 18:24)
itako ny gasy aty andafy tsy sah miteny gasy kay otrizao ny toetrany gasy:twisted: imehezany lé fiteny na fanoratan'oull refa itany misy tsy mifanaraka le teny gasiny. d avy eo lazaina fa mizesta. za alou tsy mirara any zany fa za tsy mbola nianatra t@ école gasy zany atramizay niainako ka zay ngamba ny matonga anah tsy d mahazo lotra lé resakareo eto na tsy mahay manoratra gasy firy. AZA MBA IMEHEZANA NA AHINTSY AMPAIBEMASO FA MBA MIEZAKA MANAO EFFORT MINTSY @ TY LE MANORATRA TENY GASY TY RAGAH A!:evil: NAREO TENA TSSSS!:°) FALY NY ANATEBAKA OULL FOTSINY FA AZA MBA TRATRAKO ALOU E!
5. tsaramaso
(
24/09/2007 20:54)
iiiiiiiiiiiiiii!!! tsy misaotra an'i lanto indray zany tsy nijery harina an-tava !!!!! tsssssssssss
Fa ô ra boubounezy a !!!! Odriiiiiiiiiii !!!!! io fa nipoitra ndray i boubounezy le !!!!! hahaha!!!!! klehhhh!!!!! i tsinjo koa nge tsy mahay tsipelina e !!!
--> tsy boubounezy no imemezana fa ilay soratra e !!!!!
Fa ô ra boubounezy a !!!! Odriiiiiiiiiii !!!!! io fa nipoitra ndray i boubounezy le !!!!! hahaha!!!!! klehhhh!!!!! i tsinjo koa nge tsy mahay tsipelina e !!!
--> tsy boubounezy no imemezana fa ilay soratra e !!!!!
6. ambibao
(
25/09/2007 04:42)
ny ahy indray le miteny vaza iny hoe tsy mahay teny gasy hono, kanefa b diso b, no accent b, no mi rouler R, iny no tena tsy voako
9. rova30
(
26/09/2007 17:04)
Tsy ny soratrao diso tsipelina no nampihomehy, fa ny fiovan'ilay hevitra nolazainy.;-)
10. boubounezy
(
27/09/2007 11:10)
rova30 HAHAHAHAHA!! NODINIAKO FONA IO SORATRA IO ATRAMIZAY NIMEHEZANY TSARAMASO SY NAINTSY NY LANTO AZY FA ZAY VÖ FANTAKO NY DIKANY MAMPIME2 ANDRY ZAREO LE WE "TAINY TOMPO":-D:-D:-D:-D=))=))=))
11. lanto
(
27/09/2007 17:34)
boubounezy> zah ange mba gaga hoe tsy azonjy le mampime anay, zah mou efa voa-gueule de nangina :-p
14. fahamarinana
(
28/09/2007 16:21)
:arrow:ka tena mampihomehy tokoa anie raha tena dinihana fa marina ny any tsaramaso e,ary izy dia mahita mihintsy an!!!(l)
16. boubounezy
(
30/09/2007 12:04)
fahamarinana za tena tsy naita wé tsy nety lé soratra ny natonga anah sorena satry noraisiko ho tsara ny dikany!!! c t'1 malentendu iny fa tsy zany kou akory andé anaovany oull eto anah tsikera ratsy eo ndray!!
19. sasa
(
01/10/2007 04:03)
boubounezy efa samy mahatakatra ny dikany sy ny zavatra tianjy ho soratana daholo anie izahay diso tsipelina kely fotsiny njy fa izany hoe hatsikana sy lalao ato d himehezantsika klou le izy :-D:-D:-D:-D:-D:-D fa tsy manao tsikera ratsy akory, manala azy d mimémé

