restaurant malagasy vao nisokatra eto Lille

1. xxx ( 21/09/2007 13:09)
akory aby,
misy restaurant malagasy vao nisokatra eto Lille (rue des Arts).
Vazaha no tompony fa malagasy no mpahandro.
Faly moa ny tena ka mba nitsidika tao. Mahay mandray olona aloha ny tompony, fa ny tsy tanty dia le vavany hoe : "C'est pour promouvoir le tourisme de Mcar, qui sait, peut-être qu'un jour on va pouvoir sauver ce pays!" PRETENTIEUX ET RIDICULE

novalian'i fijo ny 25/09/2007 20:50
2. Samoana ( 21/09/2007 13:41)
vazà be vava:

... qui sait, peut-être qu'un jour on va pouvoir sauver ce pays!


Arosoy ny sakafo de akombony 'ty vava hoe fa izahay aza ity no hi-sauver ny restô anao:twisted::-D
Miampy an'izany vavany izany, ohatrinona no namolosany anareo ry xxx ?


3. sipagasy ( 21/09/2007 14:30)
mmhh, izaho kosa aloha tsy nahatsikaritra an'izany e!, mahafinaritra ny fandraisan'i ramatoakely vazà, ny anaran'ny dadany moa dia Rabefihavanana rahateo, mahay tokoa ny mpahandro aloha (gasy), ary afaka manampy vary koa ao hihihih. Tsy hitantara fiainan'olona eto aho, fa anontanio izy e! :-*
Le Meridien 50 ny anaran'ny resto http://www.meridien50.fr/
4. Ralay ( 21/09/2007 14:40)
Izaho manokana aloha dia tsy te hiditra resto gasy izany aty andafy fa aleoko mandeha @ resto manana specialité regionale ireny mba manandrana ny tsy mbola nohanina e. :-P
5. booboo ( 21/09/2007 14:42)
Ralay > motika io motika io. Manandrana lé trucs régi. kloungany dia faranana @ motika gasy ...tsara mihitsy

Sa akory Samoana ? hihihihihihi
6. Ralay ( 21/09/2007 14:51)
booboo: ka hisy toerana asiana an'izany intsony ve raha haka plat roa samihafa. Izaho aza eo @ entrée de efa voky matetika @ fitiavako crudité :lol:. Sa dia tsy miala ao mihintsy fa tonga de atohy @ sakafo hariva ny atoandro =))=))
7. boubounezy ( 21/09/2007 16:18)
aza misy miala @ motika gasy zany é!:miam::miam:
8. Samoana ( 21/09/2007 16:24)
Raha kibo gasy aloha sarotra vokisana @ restôgasy ampitan-dranomasina e:-D. Na ilay "à volonté" aza tsy maro karazana toy ny an'ny sinoa .Sady tsy maintsy mampilaza iray andro mialoha fa tsy afaka manao "kodetety":wink:
9. sipagasy ( 21/09/2007 17:16)
Samoana avia aza aty fa ny vary indray ao no atao lôka, marina e!!! tsy dokam-barotra fa filazana ny marina, na hanampy vary in 2 aza tsy olana mihintsy ao:lol:
10. booboo ( 21/09/2007 17:48)
ôtra mazoto hanalava tongotra ho any zà rehefa nodinihako ny menus....hum hum
11. Samoana ( 21/09/2007 18:22)
sipagasy:

Samoana avia aza aty fa ny vary indray ao no atao lôka, marina e!!! tsy dokam-barotra fa filazana ny marina, na hanampy vary in 2 aza tsy olana mihintsy ao:lol:


Voaraiko ny invitation fa misaotra mialoha e:miam:
Ataoko sioka tokana indroky rehefa mamangy an'i Martine Aubry za:-D.
Rahoviana isika no daka Booboo a !


12. sipagasy ( 21/09/2007 20:38)
tongava e! mianjy aho, mmhhh sao hianjy vasoka eto klehh hihihih :cry: soa fa misy mpamangy mahafatsa-po avy any ho any ihany hihihihi
13. fijo ( 21/09/2007 22:20)
raha be vva izany kosa aloha tsyhoany aho e.aleoko mahandro ravitoto aty ihany.aiza letia le ravitoto iny tokoa ry samoina?
14. sipagasy ( 22/09/2007 08:21)
dia mahavariana ahy izany annnnnnn, tsy mba mpiteny izany mantsy io olona io fa dia mpandàla an'i Madagasikara mihintsy aza izy sy ny fianakaviany rehetra!!!!

ny mpialona ve moa tsy hisy ihany e!!!! raha nahavita dia manaova koa e!:wink:
15. tywa68 ( 22/09/2007 08:44)
booboo : tsy mihinana hono raha tsy mamôfy vôtabia !:-D:-D
16. booboo ( 22/09/2007 09:30)
tywa68 > :°):-D:-D:-D:-D:-D. klou klou refa voky hoe ny kibo vao hamôfy vôtabia zà hoe :-D
17. tywa68 ( 22/09/2007 10:20)
:-D
18. Bita ( 23/09/2007 02:42)
Raha ohatra ka mba manam-bahiny kosa ka tsy te ahandro ve ny vehivavy fa te horosoina sakafo ary mba te hanome sakafo gasy ka tsy hisy ohatr'izany indray. Mety misy poulet au coco ry mofo akondro izao ao ary ravitto sy henankarazany ka inona indray no mbola handrasana tsy hanasana ny olona hananbdrana sakafo gasy e! Mampalahelo kely fotsiny ilay hoe: ny Resto Gasy no entina hitadiavana vola ary matetika be ny tantara toy itony tahaka ny hoe manao expot dia hoe hanampiana ny gasy nefa aiza???? Mbola vao mainka ratsy be ilay tohin'ireny tantara ireny..... Saingy raiso mora ilay fiainana fa na ho any ianao na tsy hoany anao ihany io e!
19. fijo ( 25/09/2007 20:50)
raha itadiavany vola hoazy tsy olana ka,fitadiavana toy ny rehetra io.fa raha hoe "ho fanampiana an'ny mada"no mody lazaina ,izay no ratsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7859