Tena mamely be ny gripa

1. xxx ( 21/09/2007 12:14)
Tena mamely be ny gripa amin'izao fotoana izao: tena mandreraka be mihitsy e! ny tena somary mikohokohoka izay, ny loha marary, ny orona sepotsepotra tsy mahazo rivotra, ny temperature miakatra be, sns...., ny tena amin'izany efa leo comprimé be mihitsy
novalian'i Darlin ny 23/10/2007 06:35
2. xxx ( 21/09/2007 12:24)
efa nandramana ve ?

citrons + tantely + sakamalaho
azo asiana toaka kely koa
3. tsaramaso ( 21/09/2007 15:18)
hahahahaahaha!!!!! aiza misy mivarotra gripa hono ??!!!!!
4. xxx ( 21/09/2007 16:02)
fa maninona no natao xxx koa sa am zay tsy fatatra oe iza io marary io
5. ikaretsaka ( 21/09/2007 16:30)
mampiasa indray tsindrona raha leo comprimes..
misy ilay tsindrona anti grippe ireny koa manko!
6. boubounezy ( 21/09/2007 16:47)
za kia ry xxx alou d efa itanjy fa zao tratra zao alou fa mbola eto iany:wink::-D:-D:-D
7. menalamba ( 21/09/2007 18:38)
Herinandro izao ny ahy ,tsepona tanteraka ny lavak'orona roa ,dia lasa miaina @ vava ....leo ahhh ,anefa akory atao?:-/:twisted::^)
8. soanja ( 22/09/2007 00:47)
xxx:

Tena mamely be ny gripa amin'izao fotoana izao: tena mandreraka be mihitsy e! ny tena somary mikohokohoka izay, ny loha marary, ny orona sepotsepotra tsy mahazo rivotra, ny temperature miakatra be, sns...., ny tena amin'izany efa leo comprimé be mihitsy


Ny tena fanafody fampiasanay an ary tena mandaitra amle sempotsepotra dia ny pomady tigra ilay fotsy fa tsy mena.
Misotroa ranomboasary foana raha azo atao fa iny manome Vitamine C haingakaingana mpanome hery miady amin'ny mikroba mandreraka toy ireny. Ny ronakoho tena tsara koa miaraka amin'ny sakamalao sy ny zavamaitso isan-karazany.
De aza hadino manasa tanana matetika refa mikasika zavatra isan-karazany. Diovy daholo ny manodidina rehetra mba hiala ny loto tsy hita nefa mamely (savony savony hatrany). Aza mikasikasika tarehy sy orona na vava mihitsy raha tsy hoe avy nanasa tanana.
Ankoatr'izay izay tsy latsadanja dia ny maka aina tsara, miala sasatra fa tsy miaritory eto amin'i Net. Aza manambe!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*


9. Veloo ( 23/09/2007 02:48)
mitroka rano matimaty imbetsaka ny orona dia hasinina avy eo
manao gargarisme rano maty3 misy sira kely ny tenda
isakin;ny tsentsina ary mikohaka dia ataovy ireo. fa tena efficace beuu. reraka matoa voan;ny gripa ka matory betsaka rehefa tsy afaka matory betsaka dia misotroa ranon;akoho my sakamalao...sy ireo lazaina etsy ambony ireo ko
10. watafon ( 23/09/2007 20:29)
xxx : aza adino ny misotro rano matetika e ! manampy betsaka io rehafa voan'ny gripa ! marina doly reo voalaza eo ambony ireo k tsy misy ampiana intsony e ! fa rehafa tena tsy afaka zay vao mampiasà fanafody e : raha tsentsina ny orona dia ny " OTRIVINE" zao no fampiasako ary hitako fa mahomby aloha ahatramin'izao !
11. ikaretsaka ( 23/09/2007 20:33)
soanja:
Ny tena fanafody fampiasanay an ary tena mandaitra amle sempotsepotra dia ny pomady tigra ilay fotsy fa tsy mena.

ankoatran'ny lokony: fa inona kay ny maha samihafa azy ry soanja?
12. soanja ( 24/09/2007 16:02)
ikaretsaka:

soanja:
Ny tena fanafody fampiasanay an ary tena mandaitra amle sempotsepotra dia ny pomady tigra ilay fotsy fa tsy mena.

ankoatran'ny lokony: fa inona kay ny maha samihafa azy ry soanja?


Tsy de misy mahasamihafa azy raha ny fahitako an'ireo ry Ika, mety misy menaka angamba ilay mena, saingy ny ankizy mpampiasa azy rehetra fantatro satria ireo de saika izah no mividy azy mandefa azy de ny fotsy ro tadiavin-dreo.
Ilay any Mada mantsy toa hafa koa hoe ny asany fa tsy mahery sy mandaitra toy ilay amin'ny boaty tavoahangikely aty iny. Ny haiko fotsiny de osorana amin'ny tratra le izy de mafampana any anaty tratra raha mikohaka sy sempotsempotra ary mampisokatra ny vavaorona tsy misy ohatr'izany ny heriny. Mino aho fa tsy te haloto akanjo angamba ry zareo matoa mangataka ny fotsy. hihihi

Mampiasa n'io aby ny ankizy na dia misy zavatra mangidihidy kely eny amin'ny hoditra, na misy mioritra na te hanala havizanana. ISA re IKA fa de mahay raha ny vazaha kely maso io kooo.......


13. ikaretsaka ( 24/09/2007 16:42)
ny henoko indray manko dia hoe atao amin'ny joints
(laferana, inona moa ilay ohatran'ny laferan'ny kiho eo @ le misy fakana ra io?, tendon'd achilles) rehefa manao sport @ andro ririnina
dia asiana kely koa ny lavak'orona...
fa manampy aloha e.. tsy maha voan'ny krampy sy gripa
14. simplex ( 24/09/2007 21:05)

refa mandaginina be d minana menthe.
Na bonbon a la menthe fotsiny aza d efa mety...
Aza manao reraka/ mihinana vitamine...

mangatsiahtsiah :-*
15. meva2 ( 25/09/2007 06:21)

Misy huile essentielle izay ravintsara ilay izy tena efficace mihitsy atao anaty rano mangotraka dia avela kely eny @ efitra. Na koa atao @ ilay support kely misy labozia ao ambany dia asiana rano sy ilay huile eo ambony (azafady fa tsy tadidiko ny anarany).
Efa nanomboka voa mihitsy izahay fa afaka.
16. Darlin ( 23/10/2007 06:35)
asa na efa misy mahay fa fanafosy "ODY SERY" io no anarany io no tena tsara ary tonga dia afaka ny serinao.

Mividiana an'io eny @ pharmacie fa vitan'ny farmad izy io izay raha tsy diso aho. Tena efficace be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1354