mangataka an' izay mba mahay e,
1. mamitia
(
18/09/2007 06:54)
Mangata an' izay mba mahay any le hira ny FIRMIN le hira masina le hoe MANAIKY AHO , de misaotra mialoha e,
2. rvoulah
(
18/09/2007 07:06)
http://www.youtube.com/watch?v=Cj1jVs36HXU
maztoa mihaino
3. volana1
(
18/09/2007 13:13)
TEna tiako be mihitsy iny r'ireto a ! zah dia mila hitomany sy ho latsa-dranomaso rehefa mihainoa azy fa tena tiako be.
Ny feony, ny tonony.
4. Fiffi
(
18/09/2007 13:25)
ny tonony kosa kalou de....^:^^:^^:^ misaotra nizara an !
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0991