Size

1. pissoa ( 17/09/2007 11:37)
Misy afaka manazava ve ny fifandraisan'ny size miasa matetika refa mividy akanjo reny ?

Hi hi hi, tsy zany fa nahita an'le soratr'i booboo tatsy ambadika za (voahombo eto njay kle :°):°):°) )
booboo:
kallie > mazava kah. Fa ny tiako tenenina hoe zareo mieritreritra hoe efa "matavy" vao tsy taille 34-36, nefa 34-36 izany indray mbola "mahia loatra" ny vatan'olona mpanao an'ireo...

dia tonga saina hoe sao tsy mitovy aza ny fandrefesana !
novalian'i dibbah ny 23/09/2007 10:32
2. kallie ( 17/09/2007 11:47)
ra ny fahalalako az mitovy raha ny norma fa reny akanjo vita snou reny no ts manaraka norme satria apetapetany fotsny, mitovy amzany ko ny kiraro, ra 36 d tokony ho 36 hatrany.
Fa ts azoko ny ifandraisany amle notenenin'i Boubou?
oe efa ngeza ve zany 34-36 zany ouz Pissoa? sa oe manin?
3. booboo ( 17/09/2007 12:01)
Mety tsy mitovy tokoa angamba satria ny hitako a, raha taille 34 zany @ jean Lewis = taille 44 raha @ fandrefesana frantsay ...
Dia taille 10-12 @ zareo anglisy = 42-44 @ frantsay



4. booboo ( 17/09/2007 12:02)
Fanitsiana : size 34 = taille 42 (ny size 36 no taille 44)...raha tsy diso ndray zà :°)
5. sitlo ( 17/09/2007 12:43)
Tsy mazava ny size!
6. hery ( 17/09/2007 12:53)
Tsy mitovy ny fandrefesana isaky ny firenena (oups izany mba resa-behivavy lol)

http://www.usatourist.com/english/tips/Womens-Sizes.html ny tabilao milaza ny fifandraisany
7. kallie ( 17/09/2007 13:17)
eny e, arakaraky ny firenena ny fiantsoana az, jereo fa ts misy chiffre mitovy mihints ny référence ny, fa refa oe 36 iz d frantsay zany d mitovy dôly fa ts misy oe 36 kely d 36 omby 40
8. kallie ( 17/09/2007 13:22)
ny mi exista d oe 36-38 na 38-40
sitlo> size = dimension (Dans le sens commun, la notion de dimension renvoie à la taille ; les dimensions d'une pièce sont sa longueur, sa largeur et sa profondeur/son épaisseur, ou bien son diamètre si c'est une pièce de révolution.) = refy sa abeany ny fiteny anzany (ts aiko)
9. pissoa ( 17/09/2007 14:07)
:-D:-D:-D

Kalie, tsy hoe efa ngeza --- fa tsy mahia loatra zany kosa e :lol:
PS : Booboo hoa fa tsy Boubou niteny an'io :)

Booboo :°):°):°)

Misaotra an'i Hery am'le rohy ! Misy an'ito koa aza fa tsy haiko hoe inona io koa :oops::-D

http://www.saint-james.fr/tailles.asp
10. pissoa ( 17/09/2007 14:10)
Oops, zay vao tsikaritro hoe nisy lehilahy nanoratra ndray teto !

(oups izany mba resa-behivavy lol)

Maninn ? :-w:-w:-w
11. fahamarinana ( 17/09/2007 16:04)
:arrow:am burda (allemand ) izy lasa hoe 21--ny 42 ary 22----ny 44.Ny any am sinoa marina tokoa tena hafa be,nividy tao behoririka aho dia sady tsy nanampotoana no be olona no tsy haiko hoe aiza no manao essayage dia noraisina fa nomena olona fontsiny avy teo fa tsy omby klé.(l)
12. sitlo ( 17/09/2007 16:41)
misaotra kallie.

fahamarinana> tsy azo ilay hoe "tsy omby klé"
13. simplex ( 17/09/2007 17:34)
hery:

Tsy mitovy ny fandrefesana isaky ny firenena (oups izany mba resa-behivavy lol)

http://www.usatourist.com/english/tips/Womens-Sizes.html ny tabilao milaza ny fifandraisany
eo @ le Women's Bra Sizes no tena tsy hifankahitana kle :roll::P:@:@


14. pissoa ( 17/09/2007 17:38)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. fahamarinana ( 17/09/2007 18:48)
sitlo:

misaotra kallie.

fahamarinana> tsy azo ilay hoe "tsy omby klé"

:arrow:Tsy tafiditra fa kely loatra ilay izy e nefa ny taille mahazatra no novidiana.(l)

16. dibbah ( 23/09/2007 10:32)
[img]ht
tp://sera
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0587