PrincesseN

1. Fiffi ( 17/09/2007 09:45)
de ho tahian'Andriamanitra lalandava akia ndry an ! :):-*:-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i Fiffi ny 01/10/2007 10:15
2. princesseN ( 17/09/2007 10:10)
misaotra betsaka e!de ndry ko anie torak'izany fona e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
3. fahamarinana ( 17/09/2007 10:43)
BON ANNIVERSAIRE zany i PrincesseN dia ahazo izay irina e
4. sitlo ( 17/09/2007 12:50)
Arahabaina ny zanaka vavin'ny mpanjaka N.
5. Fiffi ( 17/09/2007 13:19)
sitlo: de aiza ny gatô ? :)
6. sitlo ( 17/09/2007 13:20)
efa laniko :-D
7. Fiffi ( 17/09/2007 15:16)
sitlo: dainn koh ndry an ! :{:{:-D:-D
8. Stretch ( 17/09/2007 22:15)
:-*
9. sasa ( 18/09/2007 04:24)
:-*:-*
10. Fiffi ( 18/09/2007 12:48)
princesseN: de nanao ahoana akia ny fety tao ? humm....:) :-*:-*:-*
11. princesseN ( 26/09/2007 14:28)
merci doly fa zao ndray za vo eto
Fiffi>tsara kah!ndry ts tonga taty de ts nahazo gato:-D
12. Fiffi ( 26/09/2007 16:46)
:roll: tany zah fa njy tena sahirana be loatra de tsy nahita anaha akory...sady zah le maika be iny ! :-D:-D:-D:-D
13. princesseN ( 29/09/2007 07:23)
Fiffi>zany an!:-D:-Dao fa ahemotro kely ary le izy fa tsy sahirana tsony za zao de omeko ny anjara-ndry e!
sa @ fetindry ndray no atao ny manaraka?:D:D:D
14. Fiffi ( 30/09/2007 16:38)
aleo akia ny ahy njay fa ahoana koh aza zany atao in2 zany ny andry ? :-D:-D:-D:-D
15. UB40 ( 01/10/2007 01:02)
:roll::roll:[size=24]looool[/size]:roll::roll:
16. Fiffi ( 01/10/2007 10:15)
fa ahoana ? :roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2123