Manôka ? ? ?

1. Stretch ( 16/09/2007 19:41)
Fa tena lasa wa ry reto ny saiko an !
le refa misy ray manôka de manôka ko ny eo akaiky de mitohy de mitohy , ary tena mahalagy na mahavarina . . .
hainareo ve we inona no tena mahatonga an'io ?
raha sendra anakiroa fotsiny moa de tonga de manôka ko ilay ray ,
ary matetika a ao anaty train le mody iny ra misy manôka eo akaikiko eo de iny ko a fa manôka , na vis versa :-D

efa nisy nanazava a ny nahatonga an'io fa tsy tadidiko e !
lazao we zay mahay !:-w
(tsisy smiley manôka :°) )
novalian'i karinah ny 19/09/2007 13:36
2. pissoa ( 16/09/2007 20:29)
^^^^^^
3. booboo ( 16/09/2007 20:30)
zzzzzzzzzzzzzzzzzzz
4. kelly13 ( 16/09/2007 20:32)
za tsy mahay le fanazavana fa ny tsapako d refa manôka za ka mieritreritra oe "oay manôka za" d mijanona eny antenatenandalana le ôka, tapaka feeling zany e ;-)
5. mbaliana ( 16/09/2007 20:39)
zay le hoe mamindra oka...:-D:-D:-D
6. wooda ( 16/09/2007 23:12)
hihi stretch :°) za eto efa misanasana be ny vavako ianao nanoratra hoe manoaka. 8O sao de nieritreritra mafy loatra ianao t@ io ??

de mba nitady fanazavan koa za tany ho any, fa zao no mba hitako ka http://www.lefigaro.fr/sciences/20061206.FIG000000015_le_baillement_est_il_contagieux.html
7. vale ( 16/09/2007 23:57)
stretch: ny aina aky mifindra an! zay alou ny fahafantarako an'azy!^^
8. sitlo ( 17/09/2007 12:40)
fa kay koa ve ny zazakely vao 2 volana dia efa manoaka eh. Gaga mihitsy aho ndray andro izay. Sady manao fanoakana dadabe izany. :wink:
9. kallie ( 17/09/2007 13:35)
http://dispourquoipapa.free.fr/homme/ho0045.htm
10. kallie ( 17/09/2007 13:38)
Mais l'homme bâille aussi pour une autre raison : quand il voit quelqu'un bâiller. On imite alors un bâilleur, mais sans le vouloir - cela s'appelle de la réplication. Il n'y a que l'homme et deux espèces de singes, le chimpanzé et le bonobo, qui « répliquent » ce comportement. Cela veut dire qu'on comprend les émotions de celui qui bâille. Si tu bâilles alors, c'est un peu comme si tu parlais avec un bâilleur, sans dire un mot. Mais tout est dans la mimique !
11. kiadi ( 17/09/2007 18:36)
mapanôka ko zany resaka eto zany
12. Stretch ( 17/09/2007 22:11)
ny andry sitlo ko we ao ankibo izy d'efa manôka ko , 2 volana zany ve tsy efa dadabe,

kiadi ny manôka angé tsy fahotana e !
fa arakarakiny torana sy ny fotoana . . .
fa tiko mintsy ny a io manôka farany ze aiko io refa le za rery iny , ôtrany le miezaka ihany .
otrany mandefa rivotra ihany io , azo mintsy ny aina refa le idirany rivotra iny ka lasa le izy :oops:
ooopsss !
soa ihany zany fa ny manôka no contazy fa ra zany ny mangetomoramadama de asa fotsiny ;-)
13. dadie ( 18/09/2007 17:48)
Stretch>ihihih marina mitsy zany ka tonga d manoka ra maita ol manoka ary noeveriko fa ze itako iany ary no manao izany kay ny ol rehetra ihihih ,nefa indray2 mafinaritra lé manoka ,oatran'ny rehefa misy ol ditsoka d ny any ahy ny masoko no manganohano lol
14. karinah ( 18/09/2007 23:14)
tandremo aky ry stretch fa ratsy ange zany manoaka izany e! ataony ol fa kamo eo indry!:°)
15. Stretch ( 19/09/2007 13:12)
ô ry karinah a ! de tsy azo atao ve ozy ndry ny manôka , nefa ngé le izy besoin ôtrany ny mipipi ihany e ! :°) ôtrany ny mievina , nefa refa mievina mahazo ny à T soué :} vel mandrapafatiny :-D
16. karinah ( 19/09/2007 13:36)
stretch, a a a wa!:-D...ny mpitazana no mety ho kivy ^^:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0748