fitiavana matavy

1. dibbah ( 16/09/2007 11:16)
aza miferinaina manao régime nareo vehivavy fa tsy mbola apafirin'ny tena lehibe anie ny vehivavy malagasy fa mahereza misotro rano tsara fotsiny d refa salama tsara def zay fa amelona ny dokotera eo fotsn ko
novalian'i dibbah ny 16/10/2007 05:04
2. xxx ( 16/09/2007 12:33)
Farah dibbah ve ianao? Tsy ratsy ny matavy fa ny fahasalamana fotsiny no tandrovina. Ny cholésterol, ny sira , ny hafa koa fa efa nandalo t@ io fa very daholo satria ny viavy gasy dia tsy mety matavy be fa ny sakafogasy tsy mampatavy velively! ny régime dia délire ho an'ny gasy satria raha matavy izy dia ny hadalàny ihany e! (ho tezitra izao ireo matavy , mais bon! à bon entendeurs hono an! hi!hi!hi!), aza hadino ny siramamy soa sendra ny taolana!:D
3. dibbah ( 16/09/2007 13:06)
hano ny hanina fa ny harena mila vintana sady midona @ taolana araka nolazainao refa manao @ mahia
4. xxx ( 16/09/2007 14:49)
:roll::roll:
dibbah:

hano ny hanina fa ny harena mila vintana sady midona @ taolana araka nolazainao refa manao @ mahia



:roll::roll:
5. karinah ( 17/09/2007 00:07)
:-D:-D:-D:-D
6. kallie ( 17/09/2007 11:52)
hano ny hanina fa ny harena mila vintana sady midona @ taolana araka nolazainao refa manao @ mahia

Aiza kouuuuuusssss'eeeeeeee :-D:-D:-D:-D:-D
7. tiarah ( 18/09/2007 05:35)
Aza de omena tsiny kosa le mbo te hanao régime tsy mety mahavita,:oops::oops: fa il faut voir pour y croire e!!!!
8. mirana5 ( 20/09/2007 15:17)
aleo kambo matavitavy kely mba misy ho tsogotsongina sy hitositosina kely, sady manome hafanana reny rhefa mandatsitatsita reny ny andro:?
9. tiarah ( 04/10/2007 09:40)
mirana5>ntsôôô;njy ko mafatifaty masosotts.....ny chéri nay koa miteny an' izany mitsy:-D:-D
10. dibbah ( 04/10/2007 16:36)
na otran'ny le ao @ sarin'ny matavy loatra ary tsy manin
11. dibbah ( 16/10/2007 05:04)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1236