islam,ramadan,carême,tishré

1. tezitra ( 13/09/2007 18:36)
As-Salamou 'Alaykoum wa rahmatoullahi wa barakatouhou
Miarahaba ny namana muslim nohon’ny çaoum ny mois ramadan, inona no azo lazaina :

1) jeün du ramadan: fifadiankanina pou1 mois mandritran’ny mois de ramadan(1er mois du calendrier muslim)
ny nomade foko ny muhammad, talohan’ny islam, dia mpifady hanina, ary dia lasa fomba muslim taty aoriana; ary efa fanaon’ny juif @ kippour (10 jour ny tishré,22 ou 23 septembre), sy ny catholique (carême), talohan’ny islam izy io.

2)jëun du kippour : fifadiankanina pour 1 jour , jour de kippour(pardon) ny juif

3)jëun carême : fifadiankanina taloha, fa lasa fifadiana ny hanina feno haitraitra ataon’ny catholique ; 40 jours avant pasaka

4)jeün pentekotista :
rehefa mila valimbavaka dia mifady hanina, tena totalement à jeün, nefa tsy misy fotoana voafaritra

fanontaniana ho an’ny muslim :-economiquement :30 jours de jeün , sady tsy miasa, miampy ny congé annuel @ ny vacance , tsy olana ho an’ny economie ve ?
-sanitairement: ny fanafody tsy azo hanina, ny antitra mifady hanina, ny ankizy mpianatra mifady hanina, ny bevohoka koa aza, ahoana ny fahasalamana @ izany?
-ny juif sy ny chréthiens manao mais pas 30 jours sans manger la journée, sans medicament, sans rapport?

Choukrane maa salama

ŒIL POUR ŒIL, ET LE MONDE ENTIER SERA AVEUGLE". MOHANDAS GHANDI
novalian'i fijo ny 19/09/2007 20:46
2. Fiffi ( 13/09/2007 19:35)
tezitra:

-ny juif sy ny chréthiens manao mais pas 30 jours sans manger la journée, sans medicament, sans rapport?
misakafo ry zareo fa 1/j fotsiny.....rehefa maty masoandro....fa tsy misakafo be tahaka ny isan'andro...


3. pissoa ( 13/09/2007 20:17)
:-D:-D:-D
4. rabilabila ( 13/09/2007 21:04)
Tsy mifady hanina ry zareo fa misakafo in-2 isan'andro :maraina alohan'ny hiposahan'ny masoandro ,ary hariva alohan'ny hilentehan'ny masoandro.
Ireo mpiasa madinika dia manao izay hangalàny congé ao anatin'io fotoana io .
Ireo manana orin'asa dia mangataka halàlana any amin'ny Imam mba tsy hijanonan'ny asa.
Ireo tsy salàma koa dia torak'izany.
Ny ankizy (raha ny tokony ho izy ) dia tsy terena tsy hisakafo akory .Maro anefa ireo RAD mampifady hanina ny zanany ,ny antony dia noho ny tsy fahalalàna matetika .
Raha sendra "canicule" dia mahazo misotro rano .

Any amin'ny taliban angamba no mety tsy hisy tolérance mihitsy fa tsy maitsy mifady tanteraka .
5. ikaretsaka ( 13/09/2007 21:43)
Ramadan Moubarak letsy tezitra an
dia Rahumaka Allah e
6. pakopako ( 13/09/2007 23:01)
hoy tezitra:
fanontaniana ho an’ny muslim :-economiquement :30 jours de jeün , sady tsy miasa, miampy ny congé annuel @ ny vacance , tsy olana ho an’ny economie ve ?
tsy olana @ economie io satria ny finoana dia lalina loatra ka raha hijery ny economia 1 mos enao d tsy hahafoy ft ho an' Allah
7. Belle ( 13/09/2007 23:23)
hoy tezitra:
3)jëun carême : fifadiankanina taloha, fa lasa fifadiana ny hanina feno haitraitra ataon’ny catholique ; 40 jours avant pasaka

Tezitra (anaranao rahateo io) erý ianao tarý ambadika tarý fa tebahan'ny olona amin'ny tsy marina ny silamo, nefa he ity vavanao amin'ny katôlika. Tsy mba nampianarina anao angamba ilay fiteny manao hoe: aza atao amin'ny olona izay tsy tianao hatao amin'ny tenanao!
8. tofic ( 14/09/2007 09:00)
slt a tous,
misy ahitsiko kely ny tenin'i tezitra tery ambony,fa ny mois de ramadan de tsy 1er mois @ calendrier islamique fa fahasivy,
volana natokana hifehezana, tsy hanino fotsiny araka ny ahafantaran'ny maro azy fa na ny maso tsy hijery izay voarara, tahak'izany koa ny sofina, ny tanana sy tongotra tsy hampiasaina amin'izay nandrarana azy,
ka izany dia mandritry ny iray volana,mila manao faianana ara-panahy
ny vehivavy bevohoka dia tsy mahazo mifehy araka ny lalana islamika raha toa ka misy fiatraikany amin'ny vohoka entiny izany, ny be antitra izay mahita fahasahiranana amin'ny fanatanterahana ny fifehezana dia nahazo fahazoan-dalana tsy hifehy koa,
ny fifehezana dia obligatoire @ mpino islam feno taona ara-islamika, 15 ho an'ny lahy ary 9 taona ho an'ny vavy..
ny vehivavy tonga fotoana na fadim-bolana dia tsy mahazo manatanteraka io fifehezana io raha tsy efa madio, tahak'izany koa ny vehivavy avy niteraka ka mbola tsy nanao ny fandroana masina,izay voatokana amin'izany, ary ny mpivady izay nanao firaisana ara-nofo dia tsy maintsy manao ny fandroana masina(ghosl) izay vao mety aminy ny mifehy.
ny olona izay marary, na tratran'ny mois de ramadan eny am-pandehanana(voyage) dia tsy mety amin'izy ireo ny mifehy ,araka ny soratra masina coran,raha tsy hoe tonga @ tananany izy ireo,nefa soloiny kosa izany amin'ny andro mahamety azy!
ara-pahasalamana ny fifehezana satria anatin'ny 11mois ny taovam-pandevonan-kanina miasa foana tsy an-kijanona izao izy mba mahazo conge kely mba hahafahany mahazo hery ka hiasa bebe kokoa.
-tsy zava-baovao eo mpino ny resaka fifehezana fa efa nisy hatrizay nisian'ny finoana izay fa ny fomba fanatanterahana azy no samy hafa,ohatra i Jeso-Kristy dia nifehy nandritra ny 40 jour 40 nuit Izy araka ny Soratra Masina
je suis a votre service raha ohatra ka mbola misy fanontaniana mikasika ny sujet
misaotra antsika rehetra , samy ho tahain'Andriamnitra daholy!
9. tezitra ( 14/09/2007 12:13)
halleluia, paix du christ.
As-Salamou 'Alaykoum wa rahmatoullahi wa barakatouhou

fiffi
misakafo ry zareo fa 1/j fotsiny.....rehefa maty masoandro....fa tsy misakafo be tahaka ny isan'andro


rabilabila
Tsy mifady hanina ry zareo fa misakafo in-2 isan'andro :maraina alohan'ny hiposahan'ny masoandro ,ary hariva alohan'ny hilentehan'ny masoandro.


aza faly ny hifanditra, où vous connaissez le sens du mot ou non, j'ai dit 30 jours sans manger la journée;mais pas jours ni nuité

belle
nefa he ity vavanao amin'ny katôlika
, tu n'as pas compris, j'ai dit les catholique mifady tsy mihina ny hanina feno haitraitra (gateaux, vin, ...)ka inona no vava tsy mety @ izany

ny an'ny catholique aza no mety, satria tsy 30 jours la journée, ny jeûne, fa juste ny hanina feno haitraitra no fadiàna.

à tous : je parle le ramadan en terre d'islam, on prepare le repas le soir, on mange , on fume le nagrilé, on dort à 5 h du matin; conséquence on se lève à 11h , on est fatigué, et c comme ça pendant 30 jours, par contre à mada, ou en france , ils sont obligé de s'adapter.

d'ailleurs le 10è jours (la mort de khadidja , la femme de muhammad) le 19 è jours (la prise de la mecque) et surtout à partir du 27 è jour du ramadan , c le ralentissement total de l'activité economique
alors 30 jours de ralentissement+ 30 jours de congé=60 jours non-travaillé l'année, c mauvais pour l'economie. nefa asa? le débat est ouvert.

CHOUKRANE MAA SALAMA
PAIX DU CHRIST

ŒIL POUR ŒIL, ET LE MONDE ENTIER SERA AVEUGLE". MOHANDAS GHANDI
10. Fiffi ( 14/09/2007 12:15)
nga njay lasa tsy mahay teny gasy tezitra ? :roll:
11. ikaretsaka ( 14/09/2007 16:37)
misaotra an'i tofic nizara e..
Shokran Jaleizan!
12. fijo ( 14/09/2007 20:30)
io nohazavain\'i tofic io no mifanaaiky kokoa amin\'ny itako.
fa ny tsy azoko dia le hoe ,ny lahy ampy taona 15 ary ny vavy 9.izany hoe mahazaka kokoa ve ny toebatan\'ny zaza 9 taona noho ny ankizy lahy 13 taona????io ngamba ratsy
raha le resaka arapahasalama kosa dia ,tsara io mifehy io amin\'ny vatana;\"efa nanao aho \"
13. tezitra ( 19/09/2007 11:32)
tofic:
ny vehivavy bevohoka dia tsy mahazo mifehy araka ny lalana islamika raha toa ka misy fiatraikany amin'ny vohoka entiny izany


ça veut dire koi? un bevohoka est un bevohoka, point barre. et je peux te dire qu' en terre d'islam, les bevohoka jeûne (mifady hanina). et les malades(pas trop garves disent-ils)ne perenent pas leurs medicaments. c koi un malade pas trop grave?

tofic:
ny fifehezana dia obligatoire @ mpino islam feno taona ara-islamika, 15 ho an'ny lahy ary 9 taona ho an'ny vavy..


pkoi cette difference entre homme et femme, et un enfant de 15 ans ou de 9 ans, ils vont à l'école le ventre plat?

tofic:
tsy zava-baovao eo mpino ny resaka fifehezana fa efa nisy hatrizay nisian'ny finoana izay fa ny fomba fanatanterahana azy no samy hafa,ohatra i Jeso-Kristy dia nifehy nandritra ny 40 jour 40 nuit Izy araka ny Soratra Masina


alors si ça existe chez les chrétiens, et puisque le christianisme existe avant l'islam, pkoi devenir islam? parce qu'y'a pas la valeur ajoutée de l'islam, tout ce qu'il dit existe chez les juifs et les chretiens (et les chrétiens et les juifs en ont plus ).


fiffi et rabilabila:

Tsy mifady hanina ry zareo fa misakafo in-2 isan'andro :maraina alohan'ny hiposahan'ny masoandro ,ary hariva alohan'ny hilentehan'ny masoandro.


j'ai bien dit à jeün (mifadihanina), 30 jours la journée. alors une journée c koi pour vous?
une journée n'est pas un jour monsieur-dame.et c pas aussi une nuitée.

seuls les poissons morts suivent le courant.
14. fijo ( 19/09/2007 20:46)
tezitra ary ,de tezitra aty de aiza vao hifaly le,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2619