bevoka 2mois nefa mbola tsy hita

1. xxx ( 13/09/2007 09:36)
possible ve hoe bevoka 2mois de mbola tsy hita foana
novalian'i dibbah ny 04/10/2007 16:38
2. simplex ( 13/09/2007 09:50)

possible
cousine-anay izay tsy kobo mintsy ra tsy efa ho teraka.
Fa tsy haiko alou hoe in no antony an :)
3. kallie ( 13/09/2007 13:26)
"A la fin du 2ème mois, l'embryon mesure environ 3 cm et pèse de 2 à 3 grammes."http://sante-az.aufeminin.com/w/sante/s18/bebe-grossesse/foetus.html
donc saotsarotra ihany ny ibontsonan'ny kibo ra io ny abeny
4. sitlo ( 13/09/2007 14:21)
ze 2 mois ve, za aza efa nahita an'iay olona izay, efa 15 mois mbola tsy hita ihany.
5. sechat ( 13/09/2007 15:03)
sitlo> :-D
xxx> mbola tsy hita zany raha 2 mois
6. kallie ( 13/09/2007 15:58)
sitlo> efa tsy zaza zany 15 mois zany fa T.y sy tavy
7. kiadi ( 13/09/2007 19:41)
fa nantaonjy taiza ny zanatsika eh???
8. ikaretsaka ( 14/09/2007 02:29)
fa mahagaga hoa . ny andry ravatorano izao efa firy mois fa fa mbola tsy teraka ihany
9. tywa68 ( 14/09/2007 15:19)
Ika :lol::-D
10. Rasiligaoma ( 15/09/2007 04:38)
Ika koa ny kibon'olona foana no jereny,
11. pissoa ( 15/09/2007 17:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 15/09/2007 19:02)
:-D:-D:-D
13. Fiffi ( 15/09/2007 19:04)
xxx:

possible ve hoe bevoka 2mois de mbola tsy hita foana
tena mbola tsy hita mintss io....misy aza efa 4 volana mbola zara fa hita...


14. Papoose ( 15/09/2007 21:20)
ny ahy mbola tsy nisy rapport mihitsy mihitsy dia efa hita b!tsy hita ndray zay anafenana azy!loza!:oops:

fa maninona ary?
15. pissoa ( 15/09/2007 21:38)
inn koa zany rapport :roll:
16. simplex ( 15/09/2007 21:54)

refa in no misy rapport :roll:
17. ravakamalala ( 15/09/2007 22:15)
=))=))=))
18. dibbah ( 16/09/2007 12:29)
misy any @ 4 mois ary vao mibontsina
19. kiadi ( 17/09/2007 16:10)
aza afenina wa fa anah io !!!! :lol::lol::lol:
20. pissoa ( 17/09/2007 17:38)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1904