Transfusion sanguin

1. ikaretsaka ( 12/09/2007 16:04)
Isaky ny manao Transfusion sanguin hono ianoa dia miova ny gene anao satria le ra an'olona miditra aminao iny koa mitondran'ilay genen'ilay tompon'ilay ra?:cry:
novalian'i booboo ny 16/09/2007 10:50
2. ravakamalala ( 12/09/2007 17:18)
d aôna izany ilay lazain i sarkozy hoe ny pedophilie dia génétique?
tandremo ihany!
3. ikaretsaka ( 12/09/2007 21:23)
de raha marary ianao izany ka ra ana pedophile no azonao t@ transfusion sanguin dia ....
aoka le
4. xxx ( 13/09/2007 00:02)
resaka voaporofo ara-tsiantifika ve izany ry karetsaka sa resaky ny olona fotsiny???
5. ikaretsaka ( 13/09/2007 00:11)
ara tsiantifika ka.. vo henoko tany @ doko t@ maraina
6. ikaretsaka ( 13/09/2007 00:12)
fa za koa aloha tsy mino ohatranao e..
dia izany hono no napatanjaka ilay boay ni dope t@ tour de france iny
7. Fiffi ( 15/09/2007 07:53)
ikaretsaka:

Isaky ny manao Transfusion sanguin hono ianoa dia miova ny gene anao satria le ra an'olona miditra aminao iny koa mitondran'ilay genen'ilay tompon'ilay ra?:cry:
heu....nga kosa de ny ra-nao rehetra no nosoloana no ahatonga an'zany ? :roll:


8. ikaretsaka ( 15/09/2007 19:27)
nga voatery ho ny ra rehetra moa vao mifindra moa izy (gene io) ?
9. Fiffi ( 15/09/2007 20:27)
heu....de mba ho possible ve akia zany ry Ika ? de ahoana zany ireny olona firi firy no atao an'io de hiova daholo ? ohatran'tsy mino kalou zah an !
10. Rasiligaoma ( 15/09/2007 20:53)
efa henoko koa io.
lasa maka kely amin'ny toetr'ilay olona tompon'ilay organe na ra lasa misy ao anatinao ao ianao
11. booboo ( 16/09/2007 10:50)
ilay mandray taova no efa henoko hoe lasa miova kely fa ilay rà vao izao ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0807