Mampalahelo ny ataon-dRasazy

1. notron ( 11/09/2007 10:42)
Taloha ny olona rahefa miteraka dia mamonjy ny toera-piterahana. Angamba 1% raha be indrindra ny misy fahasarotany.
Tato ho ato anefa dia hita fa 50% n'ny olona miteraka dia tsy maintsy ho didina daholo. Nefa raha toa ka ny kojakoja ihany no tokony iantohana, dia 20.000Ar eo ho eo raha miantso mpampivelona any an-trano. Fa ilay didina kosa dia 400.000Ar raha mora indrindra.
Ny mahagaga dia maninona tsy dia nisy an'izany taloha fa nahoana no tsy maintsy izany @ zao fotoana izao?
Mety ho kely karama ve izy dia mitady hevitra hafa?
Satria matahotra ny mpiteraka sao ho afaka ny aina?
Tsy maintsy ampiasaina ireny fitaovana ireny?
Asa, asa, asa, re eeee! Fa izay kely vovok'aina dia savolaina.
novalian'i notron ny 13/09/2007 10:47
2. fahamarinana ( 11/09/2007 11:08)
:arrow:Nisy olona fantatro tratra izany mihintsy araka ny resaka vao nataoko tao am post tao am antson'ny fo,ilay cas zay aloha dia tena olona afaka niteraka normal,nisokatra normal ny col fa dia tsy nanaiky rasazy fa atao césarienne hono e,dia tsy afaka ho aiza ilay olona fa inona ary no hataony.Vakio anie ilay cas mampalahelo be lazaiko io e.Dia nandoa vola be be kokoa no niafarany fa soa fa salama tsara ilay zaza aloha.(l)
3. watafon ( 11/09/2007 12:34)
Tena misy tokoa ireo voalazanareo reo k! resa-bola doly no mahatonga an'io mazava oazy indrindra mou raha prise en charge ilay olona dia matetika césarienne foana na dia afaka alefa / voie basse (normale) ary ilay zaza .
4. xxx ( 11/09/2007 13:09)
Ny ahy ary ny hitako dia ilay césarienne koa mbola tena tantara be ny séquelles-ny

Fa matetika ny mandeha any @ privé no tratran'io , sa ahoana hoy nareo ?
5. sakaizakely ( 11/09/2007 15:23)
Tsy haiko aloha izay fandehany any amintsika. Noho ny fahasahiranana ve dia lasa adalambola ny mpiandraikitra fahasalamana sasany ?

Ny eto aloha dia manaraka protocoles foana fa tsy misy césarienne @ tsy napany izany. Miara-manapakevitra ny mpampiteraka (gynécologue) sy ny sage-femmes arakaraky ny toejavatra mitranga raha toa ka ilaina marina ny fandidiana na mbola azo ialana. Amin'izao fotoana aza moa vitandreo ny mamoaka zaza siège par voie basse kou.

am zay koa mila mi-constituer dossier médical azon'ny rehetra vakina sy handinihana ny toejavatra. Tokony manao an'zany koa any amintsika any mba ialana @ fanjakazakana :-o:-o:-o
6. fahamarinana ( 13/09/2007 09:09)
xxx:

Ny ahy ary ny hitako dia ilay césarienne koa mbola tena tantara be ny séquelles-ny

Fa matetika ny mandeha any @ privé no tratran'io , sa ahoana hoy nareo ?


:arrow:Oui,tany am privé lay cas no-citer-ko tery ambony.Par contre ny sequelles aloha toa tsy nisy zvtr spécial loatra fa sa ny hafa.(l)
7. notron ( 13/09/2007 10:47)
Vao tsy ela akory ary tao @ maternité Befelatanana no nisy sage femme niakatra fitsarana satria tsy nety nanao ny asany raha tsy notambazana vola be e!
Namoy ny ainy mihintsy ilay zazakely ary tsy diso aho dia nanaraka hatramin'ny reniny.
Mampalahelo loatra ny toy ireny satria na vola mandifotra ny loha aza no omena anao dia tsy hahasolo aina na oviana na oviana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1483