hofana trano antananarivo ville

1. akama2006 ( 11/09/2007 09:51)
miarahaba ny rehetra!

mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douche, misy jiro sy rano (mafana),misy garage na parking sy mpiandry tanana!!

misaotra betsaka aminy valinteny na approximatif aza ny hofany tsy olana fa mba omeo fourchette de prix!!:*:*:*:*
2. sasa ( 11/09/2007 10:20)
fety sy fihaonana ve ity k'ty :-D:-D:-D:-D:-D
1500000fmg
3. mamzelkely ( 11/09/2007 10:21)
hafa kely ko ity fety sy fihaonan iray ity :°)

kalou fa mbola mila mijery agzety zany k'ty :lol:
4. watafon ( 11/09/2007 12:38)
hafa kely mitsy ty k! :-D:-D hanovana fety sy fihaonana v le trano aloha e ? :-D:-D:-D
akama : 400.000 Ariary any ho any e !
5. xxx ( 11/09/2007 13:08)
efitra 2 v d mila mpiambina na gardien kou lol
6. fijo ( 11/09/2007 21:16)
ka raha misy fiara ve tsy hila mpiambin kosa le????
7. sasa ( 12/09/2007 04:10)
marina eo lazain'i watafon io entre 400000Ar et 300000Ar
8. sonwin ( 12/09/2007 10:35)
X00000 Ar
3< X < 5

Tsy fiara no ilana gardien angamba fa amin'ny maha-AVI ny akama hihihihi
9. sarobidy ( 12/09/2007 11:32)
nareo kou an!

ka mety so d mba hanomanana fety sy fihaonana ary zany no ilany anle trano kouh :lol:
10. mandrindra ( 12/09/2007 11:34)
sarobidy, izany hoe fety ao amin'ny living dia atao inn ilay efitra roa??
11. fijo ( 12/09/2007 19:08)
elahy ity letsy,le hefitra no tena ilaina ngamba ko.
12. sasa ( 13/09/2007 04:11)
fijo le efitra 2 angamba mety atao fasiana motika sy le dité ho antsika=))=))=))
13. sarobidy ( 13/09/2007 09:53)
sasa: ie zay mihitsy, ka ôtranay aty alavitra zao mety ho hety amnay zany kouàh :°)
14. sonwin ( 13/09/2007 10:53)
mety amintsika oe :°)
15. xxx ( 13/09/2007 12:33)
navelany iresaka eo ianareo fa izy ary nametra ty lahatsoratra ity tany am fiarahamonina no nahatonga azy tsy niverina tato navelany ianareo no ifampiresaka tato :-D:-D:-D
Mpandefa : akama2006 [ Valio ] 11-09-2007 11:48:19
Lohateny : hofana trano Antananarivo
miarahaba ny rehetra!

mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douche, misy jiro sy rano (mafana),misy garage na parking sy mpiandry tanana!!

misaotra betsaka aminy valinteny na approximatif aza ny hofany tsy olana fa mba omeo fourchette de prix!!!
16. xxx ( 13/09/2007 12:37)
d ity ny heviny eee
Mpandefa : akama2006 [ Valio ] 13-09-2007 11:38:52
Lohateny : Re : hofana trano Antananarivo
ny trano misy amin'izao ka tsara toerana sy aminy quartier mba tsara dia tsy misy latsaky ny 1.500.000fmg, trano gasy misy jiro sy rano sy wc anatiny io fa tsy misy ranomafana,fa vao miakatra trano misy standing kely izany hoe madio sy misy efitra roa,living iray wc,rano mafana,douche atiny,lakozia sy garazy na tokontany dia tsy latsaky ny 2.000.000 fmg;ny trano sady tsara toerana no tsara endrika sy misy ny kojakoja rehetra (fivoahany setroka,lakozia moderna(misy fampirimana entana etc....)ankoatra ny efa voalaza tetsy dia eo aminy 3.000.000fmg ka hatraminy 3.750.000fmg.Asa ahona no fahitanareo ireo hofany ireo raha mitombona na tsia

ilay hofany aloha dia normale raha atao mifanaraka aminy tena verité de prix ,fa iznay hoe tsy maharaka ny karama ambany indrindra dia ohatrany hoe midangana be ny hofany!ilay vidintany indray moa dia fanaraoraotana tsotra izao satria tsy misy antony tokony hampiakatra ny vidiny tany any an'iritra rehetra ity fa adalany izay te hividy io.ny spéculation tsy maintsy misy sy ny mpanaraoraotra fa dia sitrapoa moa io.

:-D:-D:-D:-D
17. fijo ( 13/09/2007 19:36)
eto izany isika ko
18. sarobidy ( 14/09/2007 06:45)
:oops:
19. mamzelkely ( 14/09/2007 08:13)
de ovaitsika zany reska ko :-D:-D
20. watafon ( 14/09/2007 10:19)
ndao mitsy wa e ! iza no mahita trano hanaovana fety ary e? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4432