Ray aman-dreny

1. sitlo ( 10/09/2007 14:55)
RAR sa RAD kay? :wink:
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:49
2. booboo ( 10/09/2007 15:14)
rad ...
3. Fiffi ( 10/09/2007 15:48)
RAD.....
4. fasaly ( 10/09/2007 16:29)
RAD = Ray Aman-Dreny

fa tsy

RAR = Ray Aman-Reny:-P
5. ikaretsaka ( 10/09/2007 18:33)
poika..RAR
Ray Ampiana Reny!
6. tess ( 10/09/2007 18:35)
RAR.....
Ray Anaka Reny
7. mbaliana ( 10/09/2007 18:39)
fasaly hummmmmm sao manoratsora-poana eo

8. sitlo ( 11/09/2007 00:32)
okay misaotra
9. Kwasi ( 11/09/2007 13:47)
Mety daholo, fa izaho mahita koa hoe araka ny ampiasana azy:

- Ray AmanDreny (RAD): ohatra raha iantsoana ny toy ny hoe RADm-piangonana, RADm-panjakana, RADn'ny mpanao baolina, RADn'ny tanana...

- Ray Aman-dReny (RAR): ho fiantsoana eo anivon'ny ankohonana (Ray + Reny)
10. Fiffi ( 15/09/2007 07:49)
raha izany naninn no tsy natao hoe "RR" ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8367