Hafatra

1. Missie ( 04/09/2007 20:18)
Inona avy moa hira misy ny teny oe " HAFATRA"????:-*:-*
novalian'i Missie ny 07/09/2007 20:50
2. lanto ( 05/09/2007 08:26)
:-DLasa aiza i ravaomaria eeee....
3. lanto ( 05/09/2007 08:28)
Tadiavo eto, eo am ilay hoe "hira misy hoe :"

http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&asa=mitady
4. Missie ( 05/09/2007 08:29)
lanto : hihihi mahatadidy an!!! " aiza ho aiza aouh ny misy ny teny oe " HAFATRA ":lol::-*
5. lanto ( 05/09/2007 08:31)
Missie> misy ao ka! zay ary njy fa nahavoaray an'le hafatsa :-p
6. Missie ( 05/09/2007 08:42)
=))=)) lanto njy mahay mamità hafatra an!!!!!!!
omeko exempla zany njykou
ex: hafatra iray minitra monja: green mdr=))
7. lanto ( 05/09/2007 08:50)
Kinajo iray minitra monja
Dia potika sy rava maina...

Io zao hafatra koa :-D
8. nanoukely ( 05/09/2007 09:03)
tandremo so tsy tsaronao lay hafatrouuu :-p
9. Missie ( 05/09/2007 09:36)
lanto: nenjy valikafatra fonany azany koa lol:-D
10. lanto ( 05/09/2007 09:46)
Missie> aza manakona ho'a njy fa tsy hitan'oul ny hafatro :(
11. Missie ( 05/09/2007 09:54)
:-D:-D ary njy speeda beuh mamaly hafatra an!!!! hihihihi de za tsy manakona anjy akory aznay koa fa mamaly anjy :p
12. lanto ( 05/09/2007 12:19)
Ito aza misy hafata iray e:

Raha ho any ianao
Andalovy aho
ilazako teny fohy...



Htreo ihany no hay :-p
13. lohabe ( 05/09/2007 12:55)
Aoka ry Missie fa marina izany o
Raha ho any ambadika any lahy ianao
Etsy hafarako keely
Itondray haran-jono hany aho
Hanjoko eny amoron-drano rehefa hariva oo
Eka masina sombinaiko
Eka veloma rahavako o
Eny veloma ihany izany havako izany eny veloma
14. lohabe ( 05/09/2007 12:58)
Misy hiran'i dedesse koa hafatra ny titre
15. Missie ( 05/09/2007 14:25)
lohabe: blavooo mahay lesona enao! hainao hatram farany anga iny hiran'i mbola iny!!!:-*
I lanto aiza hafatra waaa koa
16. lanto ( 05/09/2007 17:37)
Etsy hafarako kely ianao raha hikopak'elatra ho any.... poopy njay e
Missie aleo ny hafa mba hanafatra :D
17. Missie ( 05/09/2007 17:42)
:-*:-*
18. lanto ( 06/09/2007 17:02)
Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatro ...
19. Missie ( 07/09/2007 20:50)
lanto :-D:-D:-D sainga marina lé tononkira : tandremo sao dia adinonao lay hafatro nefa no tena izyyyy=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078