Ghost

1. Papoose ( 01/09/2007 14:54)
Isika Kristianina ve mino ny fisian'ny "Ghost?"

Dia vokatry ny asan'ny demony ve izy ireny?
novalian'i fijo ny 04/09/2007 22:09
2. Fiffi ( 01/09/2007 16:17)
inn kalou le ghost ? nijerytao am net zah fa film sy zavatra hafa no hitako tao.....
3. ikaretsaka ( 01/09/2007 16:34)
En principe aloha dia mahafantatra ny kristianina fa misy ny fanahy, ghost , soul e
In nomine patri et filii et spiritu sancti

Eo a@ ilay demony sy tsy demony no polemique: ny antony dia ilay tsy ampy analyse!
betsaka aloha ny hiteny hoe vokatry ny asan'ny demony ireny... ireo tsy mi analyze tsara ny hoe "fa nahoana" no mpanao izany matetika!
na minia tsy mahazo! dia lasa miteniteny foana!

toy ilay lazain'i fijo sy ny namana sasany momba ny fakan-tsary sy ny bluetooth sy ny solonify sy ny ordinatera ihany io e.

-toy ilay hoe ahoana no mahatonga ilay sarinao hoe tarafina @ iny boaty kely iny dia misy bokotra kely pihana dia avy eo lasa mipetaka ary @ taratasy

-na ny souris anao tsisy ninoninona ery no ahetsiketsika dia ny fleche kely ao anaty ecran koa mihetsika miaraka aminy.

ireo tsy mijery sy mitady ny nahatonga an'izany matetika no mitsaratsara toy izany e!

Toy an'i Galileo milaza fa boribory ny tany no exorcise-na ihany io!

tsy mijery hoe fa nahoana no ilazan'ilaity an'izany fa le tonga de miteny hoe misy devoly lety!
4. ikaretsaka ( 01/09/2007 16:37)
na ny olona taloha hoe voan'ny tazo dia lazaina fa nisy matoatoa niditra taminy!
5. Fiffi ( 01/09/2007 17:04)
le matotoa kalou de tsy mino zah an !
6. menalamba ( 01/09/2007 17:12)
Na i Jesoa aza anie nilaza fa misy izany e sa kory ?Fony izy nandehandeha teo ambony rano ka toran-kovitra aby ireo mpianany dia nanontaniany hoe ;fa noheverinareo fa matoatoa angaha aho?Donky misy izany io ,fa tsy hoe asan'ny devoly fa raha tsy izany dia ho zavatra hafa no nolazainy...Sa diso ve izany?:-/
7. Papoose ( 02/09/2007 10:12)
Fa le zareo rehefa misehoseho @ olona ireny?na olona akaiky azy na olona tsy tiany na tiany dia fa maninona izy no manao ohatr'ireny fa rehefa any de any?

Zah koa mantsy mino fa misy zareo aloha e!
8. ikaretsaka ( 02/09/2007 11:13)
zavatra natao haanovana n ysaintsika fotsiny ilay hoe tsy misy io fa misy tokoa...
Isika manko somary saritahotra izay ihany!
fa ny tokony hatao dia ny manadihady hoe ahoana ny nampisy azy, na teo @ ilay olona izany, momba ilay toerana
fa tsy ny mitsaratsaria fahatany ny hery tsy hay
9. Papoose ( 02/09/2007 13:57)
Marina tokoa aloha izany e!

Ary ao anaty baiboly v misy resaka momba an'io manokana sa tsia?
10. niryna ( 03/09/2007 01:56)
http://mysite.verizon.net/vzeqnk8x/sitebuildercontent/sitebuilderpictures/.pond/ghost.jpg.w300h424.jpg
http://z.about.com/d/paranormal/1/0/0/U/funeral_ghost.jpg
From immensely popular stories of White Ladies to spine-chilling tales of devil possession, Philippine culture is ripe with stories of the supernatural, the paranormal and the extraordinary.

Perhaps this is because Filipinos have rich imagination, a suspicious mindset and a penchant for the unnatural.

Give a Pinoy a ghost story and you have his undivided attention for the next couple of hours.. or maybe the whole day.

Io izany misy tantara milaza fa ry zareo filipina dia minohino foana ary manao zavatra maro koa izy.Ohatra hoe ny herin'ny maizina.Manao zavatra mandratra olona hono izy tahaka ny hoe,raha misy olona tsy tiany dia maka saribakoly mitovy iny tarehin'iny olona iny izy dia ilay olona sy ilay mpanao fanafody no manao izay hijalian'iny olona iny eny fa mety miafara ny fahafatesana aza.

Raha mikasika ny angatra indray dia misy ary efa im-betsaka no nandefa ohatra aho fa tsy hitako hoe aiza no nandefasako azy.Trano vao novidiana dia nisy angatra na matoatoa ary tsy tafapetraka mihitsy izy mivady mandrapa nankana mpiandry nanala ny angatra tao.Maro hono ny olona nividy ilay trano ary dia mitovy daholo ny fijaliana saingy tonga dia lasa daholo ilay olona,fa ity mivady dia naka mpanala herin'ny devoly ary andro maromaro no natao izany ka farany tsy nipoitra na nanangatra intsony ilay izy.Misy mitendry ho azy ny piano ao an-trano kanefa tsy misy olona akory.
The thing about ghost stories is, one tale often leads to another, until the whole thing snowballs into one giant ghost story-telling session.
11. ikaretsaka ( 03/09/2007 02:12)
inoako fa mahalala sy fahafantatra ny momba ny matoatoa ny apostoly matoa izy niteny hoe "matoatoa io" t@ Jesoa nandeha teo ambony rano
(Joany 6 ngamba izy izay)
12. Papoose ( 03/09/2007 07:13)
le resaka angatra ao antrano io dia mahita betsaka za ao @ tv program haunted raha tsy diso za @ le anarany teo!

fa raha izany no izy de tsy de tena voavelabelatra ao anaty baiboly ny fanazavana an'le resaka matoatoa e?
13. fijo ( 04/09/2007 22:09)
za aloha taloha ,dia tena tsy nino an'io.fa tamin'ny dadanay maty dia nisy tranga niseo tamiko,ka izao aho dia miroharoa saina ny fisiany.
fa raha misy io,amiko tsy voatery ho devoly izany.le devoly koa anie toa an'andriamanitra ihany e.ny saina no mamorona azy fa tsy misy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1894