ba hanao serié kely androany
1. kiadi
(
30/08/2007 17:46)
inona marina moa zany oe "intelligent" eh?
tsy zany fa mahita zah mantsy ! misy patrô tsy manana afatsy CAP(certificat d'aptitude proffesisionnel) de nefa mandeh be ny orin'asany !(chef d'entreprise mampiasa ingenieur sns)
amiko aloha tsy voatery oe olona manapahaizana navita fianarana faratampony no "intelligent" fa ny olona mahay mitady vola (mahay mitsikaraka)
omeo ny hevitrareo

novalian'i kiadi ny 31/08/2007 19:52
2. fasaly
(
30/08/2007 18:12)
ié marna zany ry ikadi...ny oul mahay mampiasa ny atidohany no atsoina hoe anteligent(e) mahay manitatra mampivoatra .....mampandroso....manodina ny zavatra hananany ho hiroborobo ny zavatra hataony......otran'ny ry kely maso ohatra karazany inteligent dool:-P
3. mbaliana
(
30/08/2007 19:20)
voatery amin'ny fitadiavana vola ihany ve no iantsoana ny olona hoe intelligent? sa hoe iny ihany no marika ety ivelny azo itsarana ny olona? :-P:-P
4. kelly13
(
30/08/2007 19:51)
mba serié oeeee, aleo za himé, mba ovina serié elah ry kiadi?????? :°)
9. ravakamalala
(
30/08/2007 21:21)
inona marina moa zany oe "intelligent" eh?
mahafantatra ny dikan ny hoe "intelligent"! :-D:-D:-P
12. ravakamalala
(
30/08/2007 21:57)
toa anahirana ny hitady an ilay sipa (na bandy , :-P ) intelligent an!
13. ikaretsaka
(
31/08/2007 01:58)
ny ao anaty loha no mitondra an'io fa tsy ny ao anaty baoritra na ilaina aza ny baoritra indraindray.
misy ange le angalana notes fotsiny le baoritra sy cours dia ny lesona no atao tsianjery mantsina sy pli vava de mahazo notes sy boritra.. kanefa!
misy ange le angalana notes fotsiny le baoritra sy cours dia ny lesona no atao tsianjery mantsina sy pli vava de mahazo notes sy boritra.. kanefa!
14. dadie
(
31/08/2007 11:43)
na oatra aza ka tsy manana diploma refa mahay mampiasa atidoha d intél zany ko ,ita am fomba fiteny io sy fomba fandraisan'ilay ol resaka ,ny sasany efa averina indroa bola oe pardon? mitady irika izy zay ny sasany vo misokatra ny vavanao anazava d azony ,indraidray aza mampanotany oe naita fianarana agaba iny ol iny an lol
NB fa miresaka am ol naita fianarana kosany alo tonde fantatra e
marina io , fa asa na hafetsena koa na komersa fa ze vidina d tsy maharitra ela :}
NB fa miresaka am ol naita fianarana kosany alo tonde fantatra e
otran'ny ry kely maso ohatra karazany inteligent dool
marina io , fa asa na hafetsena koa na komersa fa ze vidina d tsy maharitra ela :}
16. kelly13
(
31/08/2007 18:06)
d kiadi v mahay mitsikaraka? zay v no tinao lazaina anay eto? :°):°)
tsy sahy mifanaraka @ oul mahay mitsikaraka sahala @ i kiadi za kle :wink::-P
mody miady sa mody mifanaraka.....
tsy sahy mifanaraka @ oul mahay mitsikaraka sahala @ i kiadi za kle :wink::-P