tsy mila régime
1. kallie
(
30/08/2007 12:34)
http://www.pole-dance-paris.com/video.html
kotrana vita, dansa vita, lesona azo...
kotrana vita, dansa vita, lesona azo...
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:13
3. vivi
(
30/08/2007 13:27)
inona re ty havizananab ity , hotrany mampimpitsoka taolana indray ka!marina e , andraso aloha mba handramana
5. kallie
(
30/08/2007 13:52)
vivi> ngô d mitsingidina ao ar fa tandremo ty ny fitaovana http://www.p-pole.com/boutique-pole-dance/barre-pole-dance.html
mamz> tena tsy spécialiste reo fa mpianatra, fa zany oe efa plus de 3 mois nianarana
mamz> tena tsy spécialiste reo fa mpianatra, fa zany oe efa plus de 3 mois nianarana
6. Samoana
(
30/08/2007 14:10)
toa tsy nihena akory ny sipa sasany fa faly misavilivily fotsiny:-D ? Aleo ihany hoa mitady namana mazoto de miaraka mi-crossy vao maraina:wink:.
7. fasaly
(
30/08/2007 14:44)
kallie:
http://www.pole-dance-paris.com/video.html
kotrana vita, dansa vita, lesona azo...
amiko tsy izao miitsy no hatao kotrana aloha e!:°) ary tsy hampahihy mitsy io raha ho tsy mitandrina am sakafo hanina izany, mety fitaizambatana fotsiny fa rtsy hamapahihy io kalou:-D
ny oul mikotrana be aza tena mbola manao regime mitsy knou!
fa lay danse alou tsara e! indrindra refa mba te hanao show kely intime ao atrano iny enao an! hummmm lesona manja io fa aiza no misy barre zao henarana an'io sa lay firazonana am totohatra ato antrano no atao solony:-D:-D:-D
ilay partie voalohany otran'ny karazan yoga zany....:?
8. kallie
(
30/08/2007 16:20)
fasaly> échauffement lé vôloany ko, d iry ambony ry efa nasiko lien anle barre
Fa mila mampiasa abdo sy sandry sy fe anie ny miodikodina sy misavily am nio e
Fa mila mampiasa abdo sy sandry sy fe anie ny miodikodina sy misavily am nio e
9. ikaretsaka
(
30/08/2007 16:26)
Samoana:
toa tsy nihena akory ny sipa sasany fa faly misavilivily fotsiny:-D ? Aleo ihany hoa mitady namana mazoto de miaraka mi-crossy vao maraina:wink:.
izay mihitsy ry samoina.. saingy ny ahy tsy crossy fa beka..
10. fasaly
(
30/08/2007 16:29)
kallie: eny e! mila ozatra lay barre sy fahaizana misavily fa tsy mampahihy io knou!:wink:
otran'ny danse rehetra ihany....
otran'ny danse rehetra ihany....
11. ravakamalala
(
30/08/2007 19:33)
maninn ary raha mandeha miazakazaka isan andro fotsiny dia manao muscu kely avy eo! toy izay hisavilivily an io vy io miaraka am talon eo fotsiny, sady mahafanina koa izy izany!
14. fasaly
(
30/08/2007 21:31)
:-D:-D:-D lay danseuse any am boite no manao anreo gogo danseuse:-D:-D:-D:-Dmisavily vôl be!
fa tsara enarana ihany atao pratik am ilàna azy ka!;-):-D
fa tsara enarana ihany atao pratik am ilàna azy ka!;-):-D
16. fasaly
(
31/08/2007 04:53)
fahazàrana ihany io knou! misy debut dool ny rehetra vitany ve tsy ho vitan'ny hafa:wink::-D:-D:-D
17. Angolaina
(
31/08/2007 06:57)
fasaly:
fahazàrana ihany io knou! misy debut dool ny rehetra vitany ve tsy ho vitan'ny hafa:wink::-D:-D:-D
marina aki zany a:-D:-D:-D
18. karinah
(
31/08/2007 11:31)
kallie:
http://www.pole-dance-paris.com/video.html
kotrana vita, dansa vita, lesona azo...
kallie aérobic adinon-njy!:-D:-D:-D
