rehefa mamono razana
1. ari.malala
(
30/08/2007 11:58)
Inona kay ny dikan'le fatotra im-7 moa izy zay sa im10 refa le mamono razana iny? ts zany mantsy fa t@ fatin'i dadabeanay, de raha tsy diso za d im10 ngamba (ts tadidio tsony ,fa efa t@ 1986 zany) de toa mifandimby hoe ny lahimatoa aloha, de misesy, de ny faralahy no farany, de raha tsy niteraka afatsy tokana le olona, de aona? indrindra moa raha vavy le zanany, fa t@ zany mantsy ny dadanay sy ny dadatoa sy ny dadafara daolo no namatotra anazy teo? de otranay zao mianadahy fts no zanaky ny RAD nay, de aona zany refa rahatrizay ka maty izy ireo?
novalian'i niainalynx ny 15/10/2007 10:55
2. tywa68
(
30/08/2007 12:13)
tsy afaka manome an'i ari.malala ny valiny aho fa efa nahita an'io koa ! d ny lhl ihany no mamono lamba (fatotra 7) an'ilay razana sy ny mibata. Miandry ny namana sasany zany isika hamaly e !:wink:
3. hery
(
30/08/2007 12:22)
Resaka pratika daholo ny valiny (fa afangaron'ny olona finoana)
Atao 7 farafahakeliny ny fatotra satria izay no tena mahafehy tsara ny vanintaolana rehetra amin'ny vatan'olombelona.
Izany hoe fatorana eo amin'ny loha (na vozona), sandry, tanana, fe, ranjo. Ny fatotra roa dia manidy an'ilay lamba.
Tahaka izao izany no toerana hasiana azy.
Momba ny olona mamatotra indray dia tsara raha lehilahy. satria
- Mafy kokoa ny fatotra amin'izay
- Matanja-tsaina kokoa ny lehilahy
Tahaka izany koa, ny zokiny no asaina mamatotra mialoha amin'izay mba efa tsy maninona intsony ny zandriny rehefa mamatotra. Raha tsy avela mamatotra indray ny zandriny dia halahelo.

4. hery
(
30/08/2007 12:24)
Rehefa rava ny nofo ka tsara fatotra dia tsy miparitaka mihitsy ny taolana fa tratran'ny famadihana tsara (maharitra 7 na 5 taona)
5. sipagasy
(
30/08/2007 13:21)
ho fanampin'ny fanazavan'i hery eo ambony io, dia @ izay indray vao mamono lamba vao² na isian'ny 'famadihana' izany e!
6. Samoana
(
30/08/2007 13:55)
hery:
Iza io natao sorona io letia e:-D
Famenon'ny voalazan'i Hery dia izay zandriolona manatrika eo no manao ny fatotra farany. Mazava ho azy moa fa fianakavian'ny tompo-manjo no manao izany fatotra izany
7. ari.malala
(
30/08/2007 14:37)
Samoana:-D:-D:-D:-D:-D
Hay ve e! dia misaotra an'i Hery sy ny hafa nanampy fanazavana. Dia raha tokana izany ny zanany sy koa raha vavy dia ny rahalahy na ny anadahin'ilay maty no mamatotra raha azoko tsara?
Hay ve e! dia misaotra an'i Hery sy ny hafa nanampy fanazavana. Dia raha tokana izany ny zanany sy koa raha vavy dia ny rahalahy na ny anadahin'ilay maty no mamatotra raha azoko tsara?
8. hery
(
30/08/2007 14:48)
samoana> tsy arany akory hoe natao sorona izy :-p
ari.malala> izay aloha ny fomba sy pratika kokoa. Fa rehefa sendra ny tsy azo anoharana dia tsy maintsy manao ihany.
ari.malala> izay aloha ny fomba sy pratika kokoa. Fa rehefa sendra ny tsy azo anoharana dia tsy maintsy manao ihany.
10. ikaretsaka
(
30/08/2007 16:24)
Misaotra an'i hery nizara::wink:
izay ilay maha tsara ho fantatra ireny zavatra ireny alohan'ny hi condamnena fahatany ilay fomba!
Ari> Ny cousins afaka mamatotra azy koa ka, na ny havan'ny maty (na ny vadin;ny maty) ka mbola matanjaka.. satria ireny koa zanany... raha ara-keviny (Kibo tsy omby)

11. ari.malala
(
31/08/2007 06:10)
Misaotra nizara, fa @ reny koa misy ilay hoe ity lamba avy t@ ranona d afonosy azy, sns, d refa mifono im-bedabe eo ve le razana iny mbola tokony hiparitaka iany ny taolana refa rava sy mihintsana ny nofo? de ny tsaroako iany koa le hoe asina tavoangy transparent manaraka azy d atao anatin'iny tavoangy transparent iny ny anarany, iny ndray alo mba azoko we refa hamadika d mba tonga d fantatra hoe iza ity e! sa v diso aho?
12. ikaretsaka
(
31/08/2007 15:25)
ilay tavoahangy koa aloha dia ilaina be ,Indrindra ilay rehefa tratran'ilay hoe "fasana maro razana" dia efa misy firy mifanainginaingina eo @ farafara 1...
marina tokoa ny anao amin'iny, ny vakinangalatra (Vakinankaratra, za izy:wink:)sy ny olona sasany moa ilay tia an'io tsy misara-mianakavy io... ka misy ilay efa fasana be taloha be ireny dia ao aby ny taranaka... tsy hay intsony hoe iza no iza!
ari> mety hiparitaka ihany tokoa, satria iny lamba iny koa ange na ho ela na ho haingana dia mety ho lo e, ary miaraka lo @ ilay razana toy ny akanjo nitafiany ihany (izay koa no atony hamonosana azy vaovao indray!)

15. niainalynx
(
15/10/2007 10:55)
Izao no fanampiny : raha faty lena dia tsy azo atohy ny kofehy famatorana ny razana fa atao isaky ny vanintaolana fito na dimy arakaraky taona fanaovana famadihana (cycle)ary fatomaty no filaza azy. Fa rehefa mamadika kosa dia tonga dia kofehy lavabe no atohy dia fatorana ny razana dia atao hoatr'ireny manao vona amin'ny fanantonana olona tam western ireny.
Ny afaka mamatotra razana dia olona tokony mbola velondray amandreny ary lehilahy .
Ny afaka mamatotra razana dia olona tokony mbola velondray amandreny ary lehilahy .