jules verne

1. boubounezy ( 28/08/2007 18:42)
:?:mba mitady ankizy niaranianatra t@ko tao @ lycée français tao bira ra mba misy ato é! nanomboka t@ 1976.:?::?: :?:
2. naughtyboy ( 28/08/2007 19:50)
:(mba ampio ny namana ry zalah a fa za aza mbola tsy teraka t@ zany, noeveriko manko oe itady oul anao tour du monde en 80 jrs ka ozy za anao volontera ra misy miantoka:wink:
3. tywa68 ( 28/08/2007 20:43)
boubounezy:

:?:mba mitady ankizy niaranianatra t@ko tao @ lycée français tao bira ra mba misy ato é! nanomboka t@ 1976.:?::?: :?:


Sao dia mba diso kosa aza i boubounezy @io 1976 io ?:lol:
4. boubounezy ( 28/08/2007 23:56)
naughtyboy enao aza manampatsinay eo fa tena tapaka ny tsinaiko:lol:=))=))=))=))=))=))
5. boubounezy ( 28/08/2007 23:59)
tsy diso mintsy za ry tywa68 fa t@ za 12 -ème t@ io a! juska za lhb zany tao fona ka nisy ny niaranianatra t@ko tao atramy mbola kely sy efa ado
6. dadie ( 29/08/2007 15:19)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 29-08-2007 01:59:08
Lohateny : Re : jules verne
tsy diso mintsy za ry tywa68 fa t@ za 12 -ème t@ io a! juska za lhb zany tao fona ka nisy ny niaranianatra t@ko tao atramy mbola kely sy efa ado

12 eme v dry tam 1976 aki ,tena efa antitra zany za aki ra jereko am taonadry an ,za tam zany classe de 5 em aki:-*:-*
7. boubounezy ( 29/08/2007 21:35)
ndry v zany mbola zandriko? sa ndry tena manampahaizana b? fa za lou 16 andray 17 ans no nanala baka é! na za ngamba tara b no ndry t@ fénarana ; fa za lou mbola mitady namana niaraka nianatra t@ko é!zay ny tena ilaiko fa tsy ampiseo fahaizana. zay ny tena marina!
8. dadie ( 30/08/2007 11:41)
bbnz> lol kay dry zandriko 6 taona ko ihihihih ,tsy manampahaizana aki za fa ba nianatra e , soa iany fa tsy antitra tao ko lol.... maereza dry am fitadiavana namana zany aki ,:-*
9. tywa68 ( 30/08/2007 12:09)
boubounezy:

tsy diso mintsy za ry tywa68 fa t@ za 12 -ème t@ io a! juska za lhb zany tao fona ka nisy ny niaranianatra t@ko tao atramy mbola kely sy efa ado

Hay ! mazava e ! :wink:

10. boubounezy ( 31/08/2007 09:57)
ndray dray v no ataoko wé tsy nianatra ry dadie tsy mba ilaza anizany alou za satry ndry fantatro tsara fa oull tena nianatra! merçi ega anie mba aita oull ato za kia!:-*
11. boubounezy ( 31/08/2007 09:57)
tywa68 ok ary é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2344