nalevim-belona

1. tsaramaso ( 27/08/2007 11:16)
fa voan'ny sida hono !!! tssssssss
http://fr.news.yahoo.com/afp/20070827/thl-pacifique-papouasie-sante-sida-96993ab_1.html
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 06:49
2. miou ( 27/08/2007 19:18)
tsy rariny kosa le izy eh
3. pissoa ( 27/08/2007 20:22)
andray ! :cry::cry::cry:
4. ikaretsaka ( 27/08/2007 23:11)
tsy ampy fahalalana ilay olona... tsy fantany hoe ahoana ny fifindrany, dia nataony ohatran'ny peste sy ny habokana sy ny cholera taloha ihany!
mampalahelo
5. Angolaina ( 28/08/2007 06:13)
mampalahelo mihitsy izany oe tsy mahalala inona na inona izany eo @ fiainana, tena hita mihitsy oe tena mbola ela vao hivoatra ny toe-tsaina raha toy ireny ! :(:(
6. menalamba ( 28/08/2007 16:01)
Tena mampahatsiaro ahy ilay tantara tany am-pianarana ilay hoe "Rabehaofotsy" izany an,ilay vavy antitra nalevon'ny havany velona :-/
7. miraymel ( 26/11/2007 06:49)
maharikoriko:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1593