Mitady tonokiran'i Voninavoko hoe ZANAK'IARIVO....

1. sylvana ( 21/08/2007 22:17)
Miarahaba tompoko!
Mba mitady ny tonon'ilay hira mitndra ny lohateny hoe Zanak'Iarivo an'i Voninavoko raha mba hainareo azafady.
Misaotra mialoha.:*
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:44
2. Fiffi ( 22/08/2007 12:48)
zanak'iarivo ireny raha tsy fantatrao e !.....
3. SHOAN ( 24/08/2007 13:09)
Téna tsy mba haiko io :oops:
4. sylvana ( 25/08/2007 09:50)
Miatomboka @ zao lé hira :

"Raha mba mandalo any Iarivo any hianao
ka mijerijery ny zavabaovao
Varimbariana aoka izany..."

dia tsy haiko intsony ny tohiny.
5. Fiffi ( 25/08/2007 10:44)
sylvana: heu....tsy misy am teny frantsay kely ve io hira io ? eny anelanelany an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.474