ny zaza zaza ihany
1. sakaizakely
(
20/08/2007 15:31)
toran'me wa za androany teo ampisakafoanana miresadresaka @ zanako hoe iza no atao anaran'ilay zandry kely ho avy ? Maninn moa raha atao hoe Nicolas ? satria anarana entin'ny générations bedabe ao am fianakavianay izy io, izany hoe isaky ny fianakaviana iray tsy maintsy misy Nicolas 1 foana.
De ouz le zanako 4 taona hoe " Nicolas ? Nicolas Sarkozy ?" De tapaka ny tsinaiko =))=))=))=))=)) Prems satria gaga aho hoe taiza koa no nahenony an'zany, deuxio satria sady nervezy be aho fa anarana romantika kely io tamiko de navadiny ho sarkozy de shhhh :evil::evil::evil::evil:
Fa nony nanontaniako azy hoe iza zany Nicolas Sarkozy zany, de ouz tsy taitra hoe "bah ! c'est le président de la réplubrik" =))=))=))=))=))=))
de mba tinareo ve le fanampinanarana zany sa tsia ?
de inn koa no zavatra mampme anareo ataon'ny zazakely ireny ?

novalian'i darafify ny 04/09/2007 13:48
3. kelly13
(
20/08/2007 17:07)
:-D:-D:-D manondrana mintsy ty sitlo ty ka
tiko ny anarana nicolas ka, lucas kou tsy ratsy, tristan kou mahafinaritra ahy ms manana consonnance triste zany :wink:
tiko ny anarana nicolas ka, lucas kou tsy ratsy, tristan kou mahafinaritra ahy ms manana consonnance triste zany :wink:
4. sitlo
(
20/08/2007 18:30)
Na ataovy hoe nikotine raha izany. Efa henonareo ve iny blagy iny. :-D http://www.geocities.com/RainForest/4258/hum11.html
5. simplex
(
20/08/2007 19:14)
HS kely fotsiny an,
tao @ le site nomen'i sitl ihany,
http://www.geocities.com/RainForest/4258/hum14.html
=))=))
6. sakaizakely
(
20/08/2007 19:28)
nen'i sitla koa raha tsy mamalankira de resak'etotra :D sady am zay hs satria zahay mtsam samy tsy mifoka sorà :lol::lol:
kelly13>
samy tiko dol reo anarana ireo (l)(l)(l)
efa tafiditra @ listra :P:P:P
kelly13>
samy tiko dol reo anarana ireo (l)(l)(l)
efa tafiditra @ listra :P:P:P
7. sakaizakely
(
20/08/2007 20:18)
ndremandeh zay kou za midina ny tohatra iny de ouz hoe "allez ! tu roules ?" de tsy haiko na esoeso @ le kibobe na ahoana fa de tapatsinay doly ny tato antrano klou :-D:-D:-D:-D
8. ikalamako
(
20/08/2007 22:34)
izy kosa izany mba mampakatra ny popularité-n'i Sarko koh ! satria raha ohatra hoy i toi hoe on va l'appeler françois, mety tsy ho ni-interesser azy ny hitovian'ny zandriny amin'i Mitterand. :roll:
9. ikaretsaka
(
23/08/2007 12:27)
ataovy niksa fotsiny izany ko..
eo no hivaky loha amin'ny nikoolahy sy vavy sy pol eo
na ataovy hoe Salocin
eo no hivaky loha amin'ny nikoolahy sy vavy sy pol eo
na ataovy hoe Salocin
10. kelly13
(
23/08/2007 12:29)
ikalamako>hihihi namaky za d neveriko fa i hollande na bayrou no holazainjy kanjo mitterand, hahaha
11. sakaizakely
(
23/08/2007 13:17)
ika> inn ndray zany Salocin ?
le Niksa fotsiny tsy mety ka, lasa hoe niksa mère :-D:-D:-D:-D
kelly13, eny hoa, za kou de tonga de hollande no tao andohako :-D:-D:-D
François kou lou de anisan'ny tiako e ! Tiako le anarana somary classique vieux français ireny
Misy anankiray manintona anay izay ihany ka, ataoko angamba fa ho raikitra...
Fa mahita hevitra koa ange le ankizy an ! Misy namako zay manambady sénégalais, izy bretonne blonde be zay, de mitady anarana zazà koa izy, de novalin'ny zanako hoe "Kirikou" atao anarany =))=))=))=))=))=))

12. sakaizakely
(
23/08/2007 13:19)
ikalamako> tena tsy raikitra lé Nicolas :(:(:(
le mpamboatra tsy tia :-D:-D:-D
le mpamboatra tsy tia :-D:-D:-D
14. kelly13
(
30/08/2007 18:44)
hugo kou ry kala tsy ratsy a, ary za tsy hiteny tsony fa sao alaindry ndray @ manaraka (hahahahaha)