Hitady tondrom-peo

1. fabikely ( 19/08/2007 09:52)
Iza kay no mba afaka mametraka tontom-peo an i poopy? za koa manko vao mianatra guitare (irery) dia amin ny fandraisan-davitra ihany ahako no afaka mampiana-tena fa tsy misy mpanoro.

Misaotra betsaka tompoko.:o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074