Jimmy, attends-moi
1. SHOAN
(
18/08/2007 11:49)
izay mba afaka manomé an'io hira io ho an'i Shoan azafady ô ?
ny tonony sy raha manana en mp3 na youtube
merci mialoha ô:D:D8)
ny tonony sy raha manana en mp3 na youtube
merci mialoha ô:D:D8)
novalian'i rantylahy ny 04/09/2014 14:31
2. fasaly
(
18/08/2007 13:02)
mbola hitady an'i jimmy attend moi ndray ve ry shoa ah! tandremo an!:-D:-D:-Dvazivazy iny fa mba tiko io hira io:-P
3. SHOAN
(
18/08/2007 15:34)
téna il y a au moins un siècle akia no nitadiavako an'io ! rien à faire, je ne trouve pas !
ehy ! tu as vu qui t'a écrit dans ton blog ???? wahhhhhhh une star du showbizz zany no maméla hafatra ho anareo
jereo fa nataoko ao @ blog de shoan ny lien @ blog'ny
bizourkk bé
ehy ! tu as vu qui t'a écrit dans ton blog ???? wahhhhhhh une star du showbizz zany no maméla hafatra ho anareo
jereo fa nataoko ao @ blog de shoan ny lien @ blog'ny
bizourkk bé
4. fasaly
(
18/08/2007 19:15)
shoan: ah bon! hihihihi neveriko fa toi ihany....:-Pfa nokereko lay bloginy fa otran'ny omby mijery flôra zà tao fa tsy hitako zé lohany sy vodiny ijerena ny sary sy ny fametrahana comantera:-D:-Ddésolé aleo averina jerena miadana ndray klou!:{
5. SHOAN
(
18/08/2007 19:45)
:*:*:*:*:*:*hihihihi=))=))=))=))=))
cliker-o eo @ lé hoe commentaires en fin de chaque article dia avy éo rajouter'i toi ny an'i toi
ery ambany indrindra , vraiment tout en bas de la page
andràmo ndray ary
ary asio comm"s daholo ny articles dé amizay sùur fa misy hihihihi:-$

6. kelly13
(
18/08/2007 19:50)
tsy maharaka film ndray za zany, inn zany jimmy attends moi zany, inn zany showbizzzzzzz mdrrrrrr
nde mba hanao blog za nefa inn no nde soratako ao? g meme pas de foto, hahahahaha
nde mba hanao blog za nefa inn no nde soratako ao? g meme pas de foto, hahahahaha
7. fasaly
(
18/08/2007 20:18)
kelly: :-D:-D:-D:-D lay hira jimmy hira milay be fa na hiraiko eto aza tsy ho enonjy....
ilay showbiz...bandy mpanoratra hira....nanoratra hi ra ho an'i shoan vakio ny bloginy fa mafnaritra be..
shoan mbola kourazy be ho anao....:-*:-*:-*:*
de napetako ao am blogiko ao ilay klip ny hira ho an'i shoan dia nametraka signature ao izy:-D:-D:-Dnisaotra...kay oul manana ny maha izy azy ilay izy fa neveriko fa mpametraka côm tsotra lozzzzz:{:{:{:-D
shoan : mbola niverina tao zà de mbola nihanahana fa lozako nametraka com sy namaky ny blognao.....mafnaritra ny mamaky ny bog fa mila fotoana :wink: fa mbola hiverenako kan!kisss!

9. Fiffi
(
19/08/2007 15:41)
Jimmy je t'aime , oui attends-moi
Ne me regarde pas ainsi
...........Jimmy
Oh dis-moi que tu m'aimes encore
.......hatreo aloha no tadidy....
Ne me regarde pas ainsi
...........Jimmy
Oh dis-moi que tu m'aimes encore
.......hatreo aloha no tadidy....
10. Amazone
(
19/08/2007 19:12)
Tsara ilay hira fa bdb ny tsy tadidy ka santionany fotsiny sisa:)
Il me reste un an d'école à finir
Après .........
Je t'en supplie ne regardes pas
Les autres filles autour de toi
.....
Il me reste un an d'école à finir
Après .........
Je t'en supplie ne regardes pas
Les autres filles autour de toi
.....
12. SHOAN
(
20/08/2007 14:08)
sssssssssssbvous êtes meuh-chanteeeeesssssssss ouinnnnnnnn:snif::snif::snif: aiza moa é ???:@
13. lanto
(
21/08/2007 08:04)
lasa tsy afaka an-tsaiko ny refrain nefa tsy mety tadidy tanteraka ilay hira, mba nitady tononkira tany ho any fa tsisy eee :-)
jimmy je t'aime oh attends-moi
je ne rêve que de toi
je t'en supplie ne regarde pas le autres ...
jimmy je t'aime oh attends-moi
je ne rêve que de toi
je t'en supplie ne regarde pas le autres ...
18. rantylahy
(
04/09/2014 14:31)
imeva:
Tena tsy ananako. :oops:
andraso fa ananako mivalana be io hira io. omeo numéro 034 aho, ho adikako ilay hira dia mifanao fotoana "fifanampiana ny fiainana, araka izay azo atao"