fouhehy
1. ftma
(
17/08/2007 06:40)
Asa raha efa hitanareo ity fa tena fouhehy mijery azy :-D http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x1hav6_fouhehyfa-iza-ary-aho_fun
novalian'i rebecca ny 19/08/2007 20:11
4. sakaizakely
(
17/08/2007 09:02)
mahay milalao be le ankizy fa le tantara tsy mampme ahy loatra :?
mba botakely koa ra georges an ! :-D:-D:-D
mba botakely koa ra georges an ! :-D:-D:-D
5. booboo
(
17/08/2007 09:10)
Sakaizakely > misy tohiny iraika ilay izy dia mety hampihomehy kokoa :-D:-D
6. sakaizakely
(
17/08/2007 09:20)
booboo> eka ouz ka :-D:-D
ito tokoa no mazava kokoa sady =))=))=))=))=))
lasa saina ra-Firmin marina :-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x1h9o5_fouhehy-torakhehy_family
ito tokoa no mazava kokoa sady =))=))=))=))=))
lasa saina ra-Firmin marina :-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x1h9o5_fouhehy-torakhehy_family
7. ftma
(
17/08/2007 14:45)
sakaizakely: izy roalahy kely mampihome kokoa noho ny lehibe ko, fa mahay milalao ry zareo an
