Paoma
1. RyAnona
(
16/08/2007 17:50)
Nisy olona niditra tao @ ilay birao ka nahita ilay mpiasa birao nihinana paoma lò. Dia hoy ilay tonga: fa maninona ianao Madama no mihinana paoma lo? Dia hoy ilay Ramatoa namaly t@ izaho nanomboka nihinana azy tsy lò izany ko..........
2. rebecca
(
19/08/2007 20:06)
:P zany ve tsy angano ry Anona a! :-D
3. RyAnona
(
21/08/2007 17:39)
Arira fotsiny ka!:^):^):^)
4. enteme
(
23/08/2007 06:59)
mampivadi-boa maso marina le angano angano arira arira n'i anona
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0925