Drépanocytose
1. sakaizakely
(
14/08/2007 21:08)
Misy lahatsoratra mikasika ity aretina iray ity izay mety mahafaty tanora na mbola zaza raha toa ka tsy fantatra (diagnostiqué à temps)
Ny olona mainty (afrikana, antillais, malagasy ...) no mitondra ny gènes mahatonga ny drépanocytose ka matetika rehefa samy mainty ny mpivady dia mitondra ilay aretina ilay zaza.
Izany no mahatonga ny dokotera mpampiteraka manontany systématiquement ny vhv metisy na mainty hoditra ny fihavian'ny dadan'ny zaza. Eto Frantsa dia efa systématique ny diagnostique, fa any amintsika dia tsy mbola. Mila ezaka be ary noho izany dia mila fanohanana sy fanampiana ny LCDM, na tsy arabola aza, fa @ fampielezana @ tapaka sy namana ny ezaka ataony.
Raha toa ka manana fanontaniana momba ny drépanocytose dia misy adiresy ny mail ao amin'ilay lahatsoratra.
Misaotra anareo mijery
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_842.php

novalian'i Fiffi ny 16/08/2007 15:00
2. sitlo
(
15/08/2007 19:07)
Tsetsatsetsa kely: Dépanocytose diso matetika ao, ilay mpanao gazety ve no diso?
"85% des enfants des pays où la prise en charge de la drépanocytose n'est pas assurée, meurent avant l'âge de 5 ans à cause des infections."
Tena tsy azo ekena kosa io.
Any Madagasikara lazainy fa mbola tsy ao anaty lisitra ny resaka drepanocitose. Dia maty alohan'ny 5 taona daholo izany ny ankizy any Madagasikara? Indrindra fa aretina "genetique" ilay izy, tsy miraharaha na manankarena na mahantra. Koa tsy ho ringana daholo ny mainty hoditra.
Tsy mino an'io aho fa ialako tsiny.

3. ravakamalala
(
15/08/2007 21:23)
sitlo > mety hoe 85% n ireo zaza mitondra ilay gène no maty alohan ny 5 taona fa tsy hoe ny zaza rehetra!